miala tsiny fa ty le tohin'le plage
23. sasa
(
28/04/2005 04:58)
Veloo za tsy hanan-karena na ovina na ovina mintsy fa mazava ho azy izao fa i sonwin dia efa nanan-karena ary mbola hampitombo ny harenany amin'i mamzelkely
Nenibe raha ohatra ka dadabe no mijery anao dia hanan-karena tokoa izy sa ahoana ry reto ? =))
Nenibe raha ohatra ka dadabe no mijery anao dia hanan-karena tokoa izy sa ahoana ry reto ? =))
24. ari.malala
(
28/04/2005 07:04)
pissoa â! aza ampidirina am'le resaka aky za sady i sonwin anie efa mpanakarena be mintsiny ê! sady za koa vevavy fa tsy lelà de tsy mila maka harena any @ sonwin! ;)
25. sonwin
(
28/04/2005 12:26)
nenibe> hi hi kozio bedada e dia mahazo harena e
mishou> tsy miraty okasion virtoaly ka :wink:
ari.malala> mody tsy mila nefa sady mipi-maso ahy ihany an :wink: ..io borosio ihany sasa sao mba an :lol:
mishou> tsy miraty okasion virtoaly ka :wink:
ari.malala> mody tsy mila nefa sady mipi-maso ahy ihany an :wink: ..io borosio ihany sasa sao mba an :lol:
26. sasa
(
28/04/2005 12:32)
sonwin
fa za ve no tena pi-borosy ato klé
ari-malala mba manaraha akia an'in sonwin njy tsy miraty okasion virtoaly ka rehefa misy manome harena ve njy raiso fa adala tompo
fa za ve no tena pi-borosy ato klé
ari-malala mba manaraha akia an'in sonwin njy tsy miraty okasion virtoaly ka rehefa misy manome harena ve njy raiso fa adala tompo
27. sonwin
(
28/04/2005 12:39)
sasa> tena hevitrao io an!ka izao aza, misy harena virtoaly milay be aty amiko aty ..tsy aleo izany mba omeko anao fa adala tompo! :-*
28. Veloo
(
28/04/2005 21:12)
sasa a i sonwin anie efa manana an'i cutie e mba ho hanao kosa mamzelkely dia manakarena enao =)) =)) =))
29. sasa
(
29/04/2005 06:02)
sonwin; veloo tsy miditra amin'izany aho fa za efa vita mariazy virtoaly omaly, aoka izahay hifanaja virtoaly; za manko tsy mba otran'ilay Papa virtoaly mampirafy be izay fa za fidèle virtoaly be mintsy
30. poutsy
(
29/04/2005 10:18)
raha mijery ana koa ve zany zao sasa dia mankarena , rahatsinona ko ampanakarena an'i njy eo a!
mora mankarena kosa ny kofa raha zany koa aiza ve dia mijery fotsiny dia mitombo ampitoerana ny aben'ny portefeuilleany tssssssssssssssssss!
hi hi hi :-D :-D :-D :-D
mora mankarena kosa ny kofa raha zany koa aiza ve dia mijery fotsiny dia mitombo ampitoerana ny aben'ny portefeuilleany tssssssssssssssssss!
hi hi hi :-D :-D :-D :-D
31. sonwin
(
29/04/2005 14:04)
ary ts arako klé? fa iza ny vavy dia iza no lahy amin'i sasa sy poutsy e? :?: :roll:
32. Veloo
(
29/04/2005 14:43)
sonwin =)) =)) =))
i sasa to la knou de i poutsy no vavy? sa ahona? =)) =))
i sasa to la knou de i poutsy no vavy? sa ahona? =)) =))
34. pissoa
(
30/04/2005 07:39)
sasa & poutsy, asehoy ny chausson'nareo mitsam fa misy tsy mazava zany resaka zany
39. dadabe
(
01/05/2005 16:37)
mamzelikely >alors la ma petite amie je soiii dakor et je kompron tre bien je te felicite :-*
