mankaleo...!

41. ndrena ( 27/04/2005 04:50)
Fa tsy mety asiana point angaha ity dinika iray ity azafady e!tsy aleo ve miroso @ dinika hafa indray ,mba hevitra ihany ny ahy an!
42. jentilisa ( 27/04/2005 06:15)
Amen! Amen amin'izay! avadiho ny pejy
43. ari.malala ( 27/04/2005 06:52)
xxx:

ireo olona ireo ve no mba atao hoe be dia be?????? ny isan'ny namana rehetra aza efa amin'arivony, dia mba firy @ ireo izany be dia be izany. Jereo fa na dia ianareo mandray anjara ireo aza tsy hita fa tsy mateti-piavy intsony satria tsy mahasarika ny resaka aroso.



Fa inona no tena mankaleo anao koa nefa ê! Ilay mahita an-dry zareo miditra lalan-dava? Mba midira koa dia aza miafina ao ambadiky ny anonymat Dia mba fantatry ny olona rehetra hoe iza ianao dia voatonona koa ny anarana ê!

44. ndrena ( 27/04/2005 08:19)
Sao dia tokony ho point final @ izay e!
45. ndrena ( 27/04/2005 08:21)
Sao dia tokony ho point final @ izay e!
46. dadabe ( 27/04/2005 08:31)
asio point final marina sao lasa vedety tsy fidiny ny tenanay :{
47. sonwin ( 27/04/2005 08:52)
TAPITRA ATRETO.SADY TSY MOMBA NY FINOANA ILAY DINIKA.
IZAY MBOLA MANORATRA EO AN :twisted:
ok frera vedety an!
48. xxx ( 27/04/2005 16:24)
misaotra nareo rehetra nijery tsy tapaka ity Lohateny hoe "mankaleo" ity fa tena nisy voany ilay izy. Hita fa mba manomboka miova ny toe-tsaina sy ny fifanajana vokatr'ity lohateny ity. Efa manomboka miverina amin'ny tokony ho izy ny ady hevitra sy ny fifankatiavana. Raha tsy nametraka an'ity angamba izaho dia mbola velona teto foana ny fifanenjehana sy ny fitsikerana isankarazany. Misaotra fa tratra ny tanjona t@ ilay lohateny
49. Veloo ( 27/04/2005 19:00)
bandy tena tsssssssssss :roll:
50. Mifenty ( 27/04/2005 21:00)


tena raha tsy nisy an'i xxx marina tena tsy niverina tam laoniny ilay adihevitra kle.

Tena ataon'ny mpandrindra mihitsy izay hitazonana ny mpandray anjara tahaka itony fa raha tsy teo izy dia fongana ny forum tato.

soa ihany fa nisy i xxx.

Misia xxx dia nisy izany.


ny blem ? xxx izy.
51. yonikafopl ( 28/04/2005 06:47)
hihihhi nidingin-drambo i xxx fa nahazo 19 :lol:
52. dadabe ( 28/04/2005 08:03)
19,5/20 ka yonika> :-*
53. routa ( 28/04/2005 12:31)
:lol: :lol:
54. sonwin ( 28/04/2005 12:44)
vitan'i xxx ny fampisehona klé
55. routa ( 28/04/2005 12:49)
nisy nahatsara azy hiany aloha e! mba nahatsapana hoe na misy ny leo mbola maro ny tsy leo i xxx koa anie tsy leo e!
56. dadabe ( 28/04/2005 14:47)
fa le anarana dadabe kosa klou manerana ny serasera e ttssss tsy lasa mihitsy :wink:
57. sonwin ( 28/04/2005 15:11)
mizest indray frera klé :-D :lol:
58. sonwin ( 28/04/2005 15:12)
mizest indray frera klé :-D :lol:
59. welie ( 28/04/2005 16:27)
i sonwin koa aza mameno forum ato kou! Hihihi.... dé zà manaraka eny ihany ka!
60. Mifenty ( 28/04/2005 17:49)


de zao koa.

mameno ny eto iany aho na dia efa tsy de ilaina firy tsony aza.

rahateo koa amin'izay mba misoratra ny anarako kou.

Palmarès io tsinn kou.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2232