mankaleo...!

21. sonwin ( 25/04/2005 08:50)
he he frera an :lol: de kalama ela fa...
xxx>666> miala tany ry satana a! miala tany fa sanana e!
22. Mifenty ( 25/04/2005 09:48)


raha mba niserasera ny fanakalo hevitra isika,

dia mba teo koa i sata... i xxx (x=6) mantsy e.

hihiih

za ndray jannn ato fa ato i mishou.
23. routa ( 25/04/2005 12:35)
>xxx de tsy aleo ve mifampianatra tenin ANDRIAMANITRA toy izay miresaka zavatra tsy mahasoa .
Ianao zay leo de miala sasatra aloha de mivadia lohahevitra hafa e!
24. dadabe ( 25/04/2005 12:51)
routa >marina izany
sw>aiza frera a lalm elah e :wink: tsika mazakka fona
25. welie ( 25/04/2005 19:49)
sonwin, dadabe, Mifenty> Hihihihi mbola reo nareo telo an? hihihi....
26. yonikafopl ( 25/04/2005 20:44)
efatra miampya n'i welie :lol: :-P
27. fijo ( 25/04/2005 22:38)
o ry x an,ajanony kely aloha ny fanaovana x dia miresaha ato koa amin'izay tsy dadabe foana no ato e
28. dadabe ( 26/04/2005 03:40)
welie>7 miampy an'i fijo yonika ary iartistika
fijo>marina zany ry zandry e
29. sonwin ( 26/04/2005 09:05)
routa koa toa tazako foana ka...i methode koa 9 izay, dia mbola misy fa iza ary?
30. ravatorano ( 26/04/2005 09:20)
Mahagaga ahy marina ilay resaka raha te hanatevina ianao dia mba manaova toy ny ataon dry dadabe eh, tsy miala mihitsy fa izy eo foana ary manana hevitra hiankinany foana.Enao aza vao manomboka dia efa ny xxxxo bobaka kouh.Io marian te handeha ianao d mandehana sao voafentin dry Mifenty d fanina tanteraka .Mbola aiza nzany. :evil:
31. ndrena ( 26/04/2005 12:45)
Samy manana ny fijeriny ny olona tsirairay e!raha tsapanao fa hahitana ny soa dia tohizo hatrany fa raha mifanohitra @ izany dia aleo mijery dinika hafa fa aza mifandramatr'e!
32. ndrena ( 26/04/2005 12:47)
Samy manana ny fijeriny ny olona tsirairay e!raha tsapanao fa hahitana ny soa dia tohizo hatrany fa raha mifanohitra @ izany dia aleo mijery dinika hafa fa aza mifandramatr'e!
33. dadabe ( 26/04/2005 13:38)
i ravatorano anagaha adinon'i frera?
34. sonwin ( 26/04/2005 13:40)
dia i ndrena koa (mpandamina)
35. dadabe ( 26/04/2005 13:50)
ekena frera a :wink:
36. Veloo ( 26/04/2005 16:41)
O ry xxx tssssss olona be dia be no miditra sy miresaka ato. Inona marina no tsy hitavanao an'i dadabe sy Mifenty e???
Mifenty, dadabe a aza rarahina akory re reto a... ary aza kivikivy @ izany ilay sata tsy kely lalana an.

:* :* ho anareo M sy D
37. xxx ( 26/04/2005 18:12)
ireo olona ireo ve no mba atao hoe be dia be?????? ny isan'ny namana rehetra aza efa amin'arivony, dia mba firy @ ireo izany be dia be izany. Jereo fa na dia ianareo mandray anjara ireo aza tsy hita fa tsy mateti-piavy intsony satria tsy mahasarika ny resaka aroso.
38. yonikafopl ( 26/04/2005 22:11)
ny hitako ngamba de zalozy i xxx fa toa mahazaka sipa be ry dadabe sy mifenty ary ry sonwin na de frera aza :wink:
39. methode ( 27/04/2005 00:02)
Ary mbola tsy leo le xxxkay fa mbola mijanona ato foana ko!!! Mbola vakansy koa ny mpiandraikitra ato ngamba!!!
40. dadabe ( 27/04/2005 04:01)
io ry ramose methode no tonga @le hoe tsy tia fa am-po taralila a :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1837