Fianarana momba ny F(f)anahy

41. isambilokely ( 10/05/2005 05:58)
Ialahy aza mitantara angano eto fa tssssssss resaka mandany labozian'i mompera ny an'ialahy. Ialahy toa mitovy fijery amin'i Mahia Olona dia toa tena manao kôpikôle eto fotsiny.

Fanahy io ry zama tsy azo ivazivaziana ... Mivavaha mba ny fanahy masina no hanodidina an'ise, dia amin'izay tsy manaratsy ny hafa.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
42. dadabe ( 10/05/2005 17:22)
fa angaha r'ise misy manaratsy eto???ary na mailhol na tsy mailhol amiko rehefa fahamarinana r'isambilo dia tokony hotorina a.. :D de ampy a
43. booboo ( 12/05/2005 12:33)
ity indray nazaivana anà dé zaraiko lé bla bla. Ny fanahy, ouzizy :°), dé ilay ianao fa tsy miaraka @ vatana fotsiny. Refa miala ny vatana ilay fanahy, ouzizy, dé sady tsy miakatra any an-danitra no tsy midina any @ afobe, fa misy étages maromaro ka arakaraka ny raha vitany tety an-tany ny étages misy ilay fanahy. Ilay fanahy ety @ rez-de-chaussée no ilay "fanahy ratsy". Ny fanahy eny @ étages ambonimbony ndray, ouzizy, dé tsy maninona. Dé ety @ monde des vivants zany, re-ouzizy, dé feno karazana fanahy (zareo samy zareo eo iany no mahafantatra oe étage aiza no misy azy)sady mahita ny ataon'ny velona aby aby.
Tsy haiko zany oe ao @ efi-trano misy anô io misy fanahy firy mihaodihaody :twisted: ... :°) .
Lé razoky nanazava anà an'io klou manao ésothérisme sy tsy haiko aby raha ataony(zao moa fanoratra azy ?).
44. dadabe ( 12/05/2005 15:09)
fa iza le razouky e?
hmm hafa indray zany fanazavan'i booboo zany an ! tokony mbola tohizana kely
45. fijo ( 12/05/2005 21:40)
mino fanahy masina izany tokoa ve nareo?????
46. booboo ( 13/05/2005 06:04)
hihihihi ié zà klou mino.
47. ari.malala ( 13/05/2005 09:38)
fijo nga tsy mino? za alo mino 100% ê!

48. dadabe ( 15/05/2005 11:04)
fijo >tsy mino angaha zandry le?
49. isambilokely ( 18/05/2005 17:37)
Fanahy masina tsy manaratsy sy tsy manasoketa no inoanay. Fa tsy ireny mitory fanaratsiana ny hafa ireny ohatra.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiii
www.amontana.com
50. dadabe ( 18/05/2005 18:36)
de inona izany ny fanahy ao amin;i mbilo?
51. andryze ( 20/05/2005 08:38)
Sao dia misy mahafantatra site ohatry ny radiofahazavana.com? Misaotra
52. dadabe ( 20/05/2005 15:48)
misy idiran'ny fianarana momba ny F(f)anahy ve zany ?
53. ari.malala ( 26/05/2005 08:57)
dadabe, valio kosa raha fantatrao fa aza iavonavonana izy! :)
54. dadabe ( 26/05/2005 10:12)
zah tsy miavona fa nanotany fotsiny akia:wink:
fa zah klou tsy mahalala fa angamba any @le hoe eritreritra mandalo no tokony hametrahana izany kestioo zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3144