Mariazy virtoaly

161. Mifenty ( 04/05/2005 11:44)


Avy tkou zay ry sasa fa meo le tsena virtoalinareo a


162. sasa ( 04/05/2005 12:36)
mifety sy mishou tonga dia tongava ao an-tsena virtoalinay ao fa i poutsy mivarotra virtoaly ao foana dia misy izay ilaina rehetra ao sady efa noteneniko izy

Sao dia mba misy sage femme virtoaly ato aloha fa ny vadiko bevohoka dia mila jerena ny fahalamam-birtoaliny
163. dadabe ( 04/05/2005 13:23)
ie zah fa ahoana kle ? zah mahay misikotsikotra :wink: :wink:
164. Mifenty ( 04/05/2005 13:40)


o radada ah, vao oviana no vita mariazy virtoaly nareo de mitady isikotra virtoaly sahady v kle.

finn kou ty kle.



Raha sanatria dia mividiana sarotro virtoaly iany ao antsena virtoalin'i poutsy ah.

165. sonwin ( 04/05/2005 14:02)
de nanao ahona leity ry bedada ny sikosikotra virtoaly tao?
ary ramifenty tena mikarakara virtoaly mitsy ny fianakams virtoaly an..tsara karakara madama nefa mbola mitetika ny hiodina virtoaly ihany..ampanaovy slipy vy virtoaly leisy iny klé
166. sasa ( 04/05/2005 14:27)
dadabe ve sage femme klé sao de mba sage homme klou; tena maty amzany ny vadiko fa aleo manantona sage femme virtoaly hafa
167. Veloo ( 04/05/2005 15:54)
cutie a za tsy manana ka =)) =)) =)) =))
168. dadabe ( 04/05/2005 16:17)
dray marina mbola mimemeh ihany le zazavavy ,mety nasian'olona t@fimemezana angamba ,tokony hotsaboina virtoaly


Filazana :tsy hita i bebe efa ho 2 andro zao,izay mahita azy dia aoka hampandre ny manapahefana virtoaly ,fa mila ho lasa adla ny vady virtialiny.

Hisy valisoa virtoaly omena an'izay manome "informasioo"
169. iartistika ( 04/05/2005 17:16)
OMBAY MITADY BEBE RE OLONA OH!! :-D
De misôtra an'ireo nanotrona sy nankahery tamin'ny nahavitan'ny mariazinay sy rurik virtoaly aloha eh!manaraha fa mbola betsaka izy ao no celibat ah!! :-D ,ry veloo sns,ary ny mariazin'i sonwin2 koa !
170. mishou ( 04/05/2005 19:07)
sasa> zany mba toetran-njy akia, haka rom-patsa any aminareo ve akia zahay mianakavy fa tsy anateranareo, nefa ny soucoupe nay tsindriana ny bokotra de tonga eo am-baravaranany injy.

Sonwin, aza mampiady mpivady kely fa nareo efa an'olona an, efa tantara taloha be zany, samy nanana ny lasany dol dol ange e, fa efa tantara sisa e

Zahay aza izao efa mitady baby sitter fa te handeha hivoyage hirevy kely fa tena tsy ampy ny noces nay
171. Veloo ( 04/05/2005 19:58)
dadabe ity misy tantara tena marina, fa atao-tsika oe i bebe ny anarany... lasa nandositra izy fa matahotra ny hanambady =)) =)) =))
172. cutie ( 05/05/2005 05:58)
veloo, njy milaza we tsy manana, ahona i sonwin II io akia. :wink: :-D
173. Mifenty ( 05/05/2005 08:08)


elah ry papa sonwin 2 mitady hanakorontana tokantrano a



174. dadabe ( 05/05/2005 09:04)
Araka ny fangatahana tonga eto amiko,

Izaho Ex-Pape virtoaly dadabe -I dia manambara etoana fa manomboka anio dia mpivady virtoaly i FIJO sy VELOO. (very mumu leaza)
Hamasiniko ianareo roa ho mpivady ara-biritoaly, miteraha virtoaly maro, mamenoa ny tany virtoaly.Mahareta hatramin'ny farany virtoaly
Natao anio 05.05.05

Manao sonia
Ex-Papa virtoaly dadabe-I
Ny vavolombelona virtoaly telo
Ndrena , maditra ,xxx,
Aoka ny namana rehetra izay nahita izao fanamasinana virtoaly izao hanome tso-drano virtoaly, sy fiarahabana virtoaly.
Misokatra ihany koa ny fety virtoaly, hisy ny toaka virtoaly ,mino aho fatsy hisy intsony ny mimemeh virtoaly satria ny mpimemeh virtoaly no natao mariazy virtoaly ,samy zanaky ny mpanefy ireo ka tsy mifampidera taim-by,fa mifampidera taim-..........
Asio fety be virtoaly amizay fa roa be zao ny mariazy virtoaly androany,fa ny deba eto @ tanana no natao mariazy.
175. sonwin ( 05/05/2005 09:54)
oay klé..toa nisy fanamasinana virtoaly clandestin! :roll:
mifenty sy mishou> 8)
cutie (l) :*
Dadabe> i bebe mbola lanaka virtoaly dia ts tafatsangana arý anjaridaina virtoaly arý
176. Mifenty ( 05/05/2005 11:57)


oay kou le, tena fanamasinana klandy marina io kle.

Olty ra papa, ex papa mantsy e, tsy maintsy misy fanambarana klou vao azo tanterahina eh.

Avereno io ra papa ah.
Misy oe

ity ny fanambarana virtoaly voaloany, faharoa sy ny sisa, ka raha misy mahalala ny antony tsy mampety ny ivadian'ireo virtoaliman d aoka izy hilaza.

Nahazo étole milailay tany ndray ngamba i ex papa de nanamasina klandy kle.



177. yonikafopl ( 05/05/2005 13:28)
oupssss!!!!
Tena miala tsiny virtoaly aminareo rehetra raha izao vao hita fa tena tsy lasa kleee, tena nandositra tany am mama ny tenanay fa mafy loatra ny nanaovan'i dadabe ana :cry: tena naolakolany sy nakapokapony virtoaly tao za marina mafy, tena tsy araky ny maha dadabe azy fa tena matanjaka virtoaly be mintsiny, :-P .

Eo ndray izy de mitady hisikotra an'i mishou fa tsy hitany za,

Fa misaotra anareo nanatrika ny marizy virtoalinay kalou ee, de mba mangataka ireo izay manana exoerience virtoaly mba hanome sopapa fa tena matanjaka lotra ara birtoaly dadabe , ka mety misy teknika sy taktika ve fa ho lanaka virtoaly ihany ny tenanay raha izao klee :-P
Fa na izany aza anefa dia ambarako anareo fa tiako virtoaly ihany dadabe ka :-* (l)
178. Veloo ( 05/05/2005 15:57)
dadabe a,hoy i se oe:
"mino aho fatsy hisy intsony ny mimemeh virtoaly satria ny mpimemeh virtoaly no natao mariazy virtoaly ,
=)) =)) =)) =)) =)) =)) tsy mampivoa ahy io knou za mbola mime fona =)) =)) =))
o ry fijo a zany ny anjy
samy zanaky ny mpanefy ireo ka tsy mifampidera taim-by,fa mifampidera taim-.......... :@ 8-) :-o :-P :/
valio aigana i dadabe =)) =)) =))
179. iartistika ( 05/05/2005 19:27)
le vadiny ary ty tsy hita! fa raha eo fijo,mety tsy toranmé tsony ianao,fa toran'ny zvtr hafa virtoaly! :-D :-D
180. Veloo ( 05/05/2005 20:41)
iartistika =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.428