Mariazy virtoaly

101. Mifenty ( 02/05/2005 07:38)


oay le, toa mbola mainty iany ny setroka virtoaly nipoitra androany le.


fa aona kou io le

102. ari.malala ( 02/05/2005 08:45)
Ka i Mifenty tsy tonga nifidy de mbola mainty le setroka! Ary efa teraka ve i mishou ê!
103. sasa ( 02/05/2005 09:55)
ari-malala fa taiza foana azany enao io efa teraka efa ela be mishou ny an'i cutie izao efa mandray 6

mifety zahay vahoaka masina kou aza mba miandry fa dia mbola mainty foana ve ny setroka mivoaka ? rahoviana ihany re izy ity vao hiova setroka fotsifotsy ?
104. rurik ( 02/05/2005 10:06)
cutie ay ka tsy haiko ko :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
105. dadabe ( 02/05/2005 11:54)
AIZA LE FIFIDIANANA E :twisted: ZAH EFA NIDEMISIONA :twisted: MAIKA NY HANAMBADY TSSSSS :evil:
106. yonikafopl ( 02/05/2005 12:09)
hahahaha, moramora ihany dadabe fa aza de mivazavaza lotra KAN
107. dadabe ( 02/05/2005 12:20)
oay le ! diso aky a,adino ny nanindry ilay caps lock de lasa le izy
bizou c ly a :-* :-*
108. sonwin ( 02/05/2005 12:29)
Fotsy ny setroka :lol:
Voahositra ny Papa virtoaly fahatelo ary mitondra ny anarana Sonwin II.
Marihina fa nanapaka ihany koa ny konklavy fa i Pape sonwin II dia afaka manambady virtoaly ary manana maitresse virtoaly ihany koa.
Ny mission miandry azy sy tena maika: Mariazy virtoaly roa be izao, miandrasa kely ry vahoaka virtoaly fa ho avy ny fanamasinana virtoaly ary dia hisy fety be virtoaly satria ny Ray aman-dreny be eto amin'ny planeta virtoaly mihitsy no hiroso amin'ny fanambadiana virtoaly.
Anio 02.05.2005
Pape virtoaly Sonwin II
109. mishou ( 02/05/2005 13:06)
DADABE> miandry mariazy virtoaly ngah élà vao hanome biz'oroka :* an'io an'Y, za akia ndry tsy manaiky fa aiza de tsy misy fanandramana mihitsy fa tonga de miandry noce dol dol

Tena mahafinaritra aloha ilay mariazy virtoaly fa de indrisy mantsy fa tsy maintsy hitady cardinaly virtoaly indray zany hanao batemy ny zanaky sy mifenty fa papa demisona daholo no sisa tavela ato.

Iaritstika sao de mba leo manao temoins fa sao de mba mazoto hanao batemy ny zanakay fa lavitra be ange ny misy anay nefa de lany frais nankaty fotsiny e, aza matahotra élà fa totofako toaka virtoaly élà rehefa vita ny batemy n-janako fa anjarako no mitady marraine de ny ahy rurik no ataoko marraine, fa mbola ho avy eo i mifenty hitady parrain ho an'ny zanakay

ny anay ny zanaky tsy hasesy be fa las atsy misy revy virtoaly mihitsy fa mitaiza zaza foana, ry zareo extraterrestre tsy mba azo indramina hitaiza zaza fa ampitahoriny indray ilay zaza au lieu de ampihomehezina fa manjary mampinono virtoaly no ataoko raharaha ato.

Mbola hitady baby sitter virtoaly ihany aho fa aleo aloha hilamina e :-P :-P :-P =)) =)) =))
110. sasa ( 02/05/2005 13:11)
hay faly ny vahoaka virtoaly fa nahazo papa virtoaly soaman-tsara, dia mirary soa ho an'i Sonwin II ny vahoaka virtoaly mba hahavita be eo amin'ny asa maha-Papa azy, dia mahaiza mifidy vady virtoaly sy maitresse virtoaly fa betsaka ato dia enga anie ianao mba hitovy am Sonwin I am le fampirafesana virtoaly

Oadray zahay mivady kay mbola tsy manana akanjo virtoaly ho entiko mamonjy mariazy virtoaly kou
111. welie ( 02/05/2005 14:07)
Pape Sonwin II... Dia faly miarahaba anao zany aho... Dia raha mba azo atao dia izhao mba ampidiro ho isan'ireo vady virtoaly fa aza atao maîtresse virtoaly fotsiny... Hihihi... :-P Bizzz be!
112. sonwin ( 02/05/2005 15:28)
:P raikitra izany! (l) :-*
Efa maneno ny lakolosy virtoaly ka dia miandry ny fahavononana sy ny fahatongavan'ireo hivady virtoaly sisa
113. cutie ( 02/05/2005 17:16)
welie hihihihi
tsy manin mitsy njy miditra fa ny pape virtoaly vonona fona ny hanamasina mariazy virtoaly. :-D :-D :-D
114. iartistika ( 02/05/2005 18:10)
aiza ary bebe sy dadabe klé!
115. yonikafopl ( 02/05/2005 19:14)
efa vonona ka, fa i dadabe no mbola manala volombava fa ho avy eo izy :-@
mbola miandry ny kameraman virtoaly kou fa mbola manao instalasio
116. dadabe ( 03/05/2005 03:30)
(l) :-* tairo amizay
117. sasa ( 03/05/2005 04:15)
Papa sonwin II alefaso amin'izay fa efa tonga doly kou ny vahoaka virtoaly hanatrika ny mariazy virtoaly; sady efa ireo izy mivady; =)) hi-ball virtoaly njay androany
118. yonikafopl ( 03/05/2005 06:23)
le pape njay no tara kleeeeeeeeeee
dadabe aaa mbola tsy mahazo manao bisous mou raha tsy vita ny fanamasinana??? maina be ny milotro manko :wink: :roll:
119. ari.malala ( 03/05/2005 07:11)
:-D
120. rurik ( 03/05/2005 07:33)
mishou a!tsy maninona aky fa sady manaiky aho ny ho marraine virtoaly ,fa dia hataovy izay ahitandry parrain virtoaly dia hataovy haingana fa ny fotoana ange aky mandeha e.ary mba iza indray moa no hatao mariazy virtoaly?mora hanomanako ny akajo virtoaly sy ny fanomezana virtoaly z!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5789