Mariazy virtoaly

321. Mifenty ( 18/05/2005 13:08)

hihi
322. sonwin ( 18/05/2005 14:49)
sasa> refa avy mifoka bozaka dia mihani-kazo e. dia izay vao manalena:P
323. sonwin ( 18/05/2005 14:50)
sasa> refa avy mifoka bozaka dia mihani-kazo e. dia izay vao manalena:P
324. dadabe ( 18/05/2005 18:24)
:@:@nonoy fa aza be resaka frera a:@:@:@:@
325. sasa ( 19/05/2005 04:32)
sonwin andraso aloha fa andramako indray aloha le mifoka bozaka raha izany kou
dadabe inona indray no nonona eo lty?
326. Mifenty ( 19/05/2005 08:44)


andramo kle


de tantarao refaveo

327. rurik ( 19/05/2005 09:08)
izaho aloha dia manampy an'i Yonikafopl fa tena mihizina mihintsy ny tratrako ato @fofontsigara e cou cou cou :-D:-D:-D:-D
328. sonwin ( 19/05/2005 09:22)
ary nivadika akoho vavy maneno i rurik klé...io ra-iartistika tonga dia lemo a:)
dadabe>in leity zany?
sasa> tantarao e
329. yonikafopl ( 19/05/2005 09:26)
rurik za ky leo an, tena leo an'io dadabe io kou za fa tsy azo tenenina mihintsy:evil::cry:

Iza hay ny prezida tribonaly virtoaly ato?:roll:
330. sonwin ( 19/05/2005 10:38)
Fa ahona ramatoa?tsy mbola azo atao ny mametraka divorsa virtoaly satria ianareo dia efa nifanaiky virtoaly fa fitia varomaty virtoaly, faty no hisarahana.Sady tsy mety ny misaraka noho ny lalana misy eto amin'ny fiangonana virtoaly, ka anao fona i Dadabe na osa na kilemaina, na lena na manamaina.
Papa Sonwin II
331. sonwin ( 19/05/2005 10:39)
Fa ahona ramatoa?tsy mbola azo atao ny mametraka divorsa virtoaly satria ianareo dia efa nifanaiky virtoaly fa fitia varomaty virtoaly, faty no hisarahana.Sady tsy mety ny misaraka noho ny lalana misy eto amin'ny fiangonana virtoaly, ka anao fona i Dadabe na osa na kilemaina, na lena na manamaina.
Papa Sonwin II
332. Veloo ( 19/05/2005 17:24)
=))=))=))=)) - nareo ka
fa ahona zany dadabe a? aza manaiky lesy a =))=))=))=))=))
333. yonikafopl ( 19/05/2005 20:01)
nareo kosa reto aaa! za efa tena sempotry ny setroka kle, sady izy rehefa manamaina tsy mahavita izay tokony hahafapo ana mihintsy kle:roll: tena tsy maintsy hoe hampirafy ihany zany rehefa tsy ekenareo ny fangatahana divorsa kle :cry::cry:

334. ari.malala ( 20/05/2005 07:06)
hihihi! bebe! anaro eo ihany aloha ny vady ry bebe â! nareo lehibe tokony ho fitaratra ndray ve no hamoa-tsampona?! ho feno mpisara-panambadiana virtoaly ihany ato raha izany no izy! :-D

zay ny anao r'i dadabe! leo anao hono i bebe sady enao tsy mahavita devoara! :-D iza no dokotera hanao cure de désintoxication virtoaly an'i dadabe ê! :-D

335. mamzelkely ( 20/05/2005 07:36)
ra mbola tsy miova ky dadabe de ampirafeso amzay angmba izy me hendry ry Yonik!!! sa aôna!!!:wink:
336. sonwin ( 20/05/2005 10:09)
bebe> refa tsy manohitra ny fampirafesana dadabe dia manaiky izany> manaiky matoa tsy miteny :@
337. ari.malala ( 20/05/2005 14:26)
:-D loza ity fa hay ny papa mintsy kay no mamoadoza ato! sady mpidoroka zavamahadomelina no mpampirafy! tena tsara aongana any io papa io fa tsy mamely ry vahoaka isany â! :-D

338. sonwin ( 20/05/2005 15:01)
8O :@
339. dadabe ( 20/05/2005 16:15)
kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii:twisted::twisted:kay zahhh no resahan-dry le.....ato le :twisted::twisted:de eo kounkou le vadiko de manisy sira marina amin'atambo re rey razako oo,ry masindahy abela oo !loza ity marina :evil:

veloo>aza mihetsika amizao position zao a:{:{
340. sonwin ( 21/05/2005 09:25)
ary tian'elah mitsy io position io an:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3255