Mariazy virtoaly

301. dadabe ( 16/05/2005 06:07)
=(( :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
302. iartistika ( 16/05/2005 08:04)
hihihihi
303. yonikafopl ( 16/05/2005 08:22)
cly fa maninn lah mitomany? za nge miteny ampitiavan e! :-* (l)
304. Mifenty ( 16/05/2005 08:58)


vizana radada kle.

305. dadabe ( 16/05/2005 11:47)
cly :-* :-* yonika snif snif
306. sonwin ( 16/05/2005 17:48)
dia in njay zany ny kozy eto klé? :roll: toa fibedesana tena izy ity fa tsy virtoaly intsony 8O :/
307. iartistika ( 16/05/2005 19:33)
:? :?
308. yonikafopl ( 16/05/2005 21:33)
sonwin afaka mikozy nge e, fa tsy io resaka fanamainana io fona kosa e!!
ary fiangaviana ny ahy fa tsy fibedesana

za taloha rehefa miditra forum de mihomehy fona, zao jenjin'ilay setrokareo dia ny ranomaso no mila hilatsaka. :cry:
309. sasa ( 17/05/2005 05:27)
bebe masiaka be njy izany an, aleo mbo hifoka kely aloha klé
veloo ho atao didipotra le zaza virtoaly fa mbola miandry kely aloha kan mbola kely loatra izy mantsy
sonwin he he he tsy mahazo miresaka am loloniary hono elah bedin'i mamzelkely
310. yonikafopl ( 17/05/2005 09:52)
za reto tsy masiaka zany kosany a!:(:(:(

ilay fifanajana no tiako hapetraka.

c ly aaaa za mou tsy masiaka zany ooo:wink::-*:-*
311. Mifenty ( 17/05/2005 10:17)


raikitra ndray ato ny règlement de compte entre mpivady kle.

vitao any am-pandriana any rangà ny anareo roa a.

le aza a.

312. mamzelkely ( 17/05/2005 11:23)
aleo ihany zany celibat ra zao no mitohy ka marina e!!!:roll:
313. Mifenty ( 17/05/2005 13:41)


ra otran-dry radada reto klou de aleo iany selibany e

fa ra otranay mivady kosa klou de tsy tsra ny selibany eh.

izahay mivady anie ka tena mifankatia eh. tsy misy otran'zany mitsy ngamba ety am-birtoaly ety.

314. sonwin ( 17/05/2005 14:22)
marina zany baina a
fa zao hoa e....oay andraso aloha fa misy miantso virtoaly zany...
315. iartistika ( 17/05/2005 18:37)
:-D
316. sasa ( 18/05/2005 04:47)
mifenty mifakatiava virtoaly tsara, fa ny anay sy poutsy efa lasa realy klé
iartistika fa maninona elah mihozingozindoha otran'io
317. ari.malala ( 18/05/2005 05:36)
tena ho ratsy ny fandehan'ny tantara k'ty! tena ho lasa mpanamaina virtoaly daolo ihany ny zanak'ireto mpivady virtoaly ireto raha izao no mitohy! mampalahelo! :-(

318. sasa ( 18/05/2005 05:44)
ari-malala ka izany no hilako anjy hanao marraine amzay ny zaza tsy manahaka andrainy efa efa najanona ny maina aleo izahay mba hiala lena indray no sady hanalena e
319. sonwin ( 18/05/2005 10:52)
fa milay nga ilay lena klé:wink::@ny ahy izao efa bozaka indray no fohana fa tsy izany maina izany intsony
320. sasa ( 18/05/2005 11:35)
sonwin milay ilay lena, dia milay kou le mana lena ary elah lety toa mitady hivaro-lavo bozaka ahoan kou ny fohan'elah sao dia tsy mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1691