Homo

41. fijo ( 09/05/2005 21:43)
zoany izany,ary toa ny olona rehetra izy ka tsy hitako izay olana.
misy milaza fa haditra ny zaza taizan'ireo.ary ny mpangalatra sy mpamono olona ary ry le mbilokely ireo nga homo ny RAReniny?
42. isambilokely ( 10/05/2005 04:43)
Izy daholo zay lazainareo ... fa tsary olana fa anay ny anay e ... zahay miaina tsara tsinona koh !

FA nareo angamba no milaza tsy anontaniana satria tena mahalala ny homo ... sa ve ? Sao dia kilioban'izany nareo sy Fidzou ... Tsy misy mafy hiditrano toy ny mpanagalatra ry Fijou anh

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
43. isambilokely ( 20/05/2005 05:14)
Le-Mbilo spektatera ity
:lol: youpiiiiiiiiii
spoopy01.skyblog.com
www.amontana.com
44. mirabel ( 20/05/2005 21:10)
ny ahy indray aloha rehefa tsy zah no adalainy dia milamina e, mba ilaina fandeferana koa ange ilay fiainana ry ireto e (ho anareo izay tsy tia homo), tsy dia sitrany ange ny hiavaka @ olona rehetra ka hanao hoe ity aho homo fa avia ankahalao sy tsikerao dia enjeho @ fiainana
aleoko lavitra aloha mahita couple homo milamina ny fiainany toy izay mahita hetero miady mifandritaka sy mifamono ary mifanala baraka etsy sy eroa ; ny ankizy @ io firaka atakalo an !!!!!!!
ny homosexualité ange efa nisy ela fa saingy izao vao aseho ho hita-poko hitam-pirenena e
toy izany koa ny fanolanan-jaza (ny fisiany no tiako ho tenenina)
45. rhevinilsen ( 20/05/2005 23:11)
mampihoronkoditra ny resaka ataonareo eto
hahaha
46. deghany ( 30/08/2005 15:00)
majakely:

amiko manokana dia tsy hitako ny olana !!raha iriny marina ny hanao mariazy ny homosexuelle dia fitiavana izany !!!! Tsy nosafidiny ny ho homo fa ny ao anatiny mihitsy no mitaky an'io!!! Ka amiko dia rariny io fanapahan-kevitra noraisin'ny lalàna espagnole io!



aiza kou no hanekena an'zany klé!! zongo efa mivadika ondana 'reo ve no nde ho arahina!!=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5424