manadino tsy misy ratra

21. isambilokely ( 23/04/2005 07:18)
O ry dadabe anh,

Efa masaka ve ilay lasopy tongotr'omby e ? Dia asio paty zône kely hono e ... dia amin'izay tsy mihozongozona ny lohany na dia mafy aza.

Ka ianao angamba ry Maditra tratran'ilay hoe aza manadino dia taraiky. Mila ampiakarina ambonimbony kokoa ny mari-pahaizana dia hitanao fa zava-poana ny fitiavana fa voa-janahary : mila mifanaja sy mifampatoky dia mitia araka ny baiboly dia tsytratran'ny mandraingiraingy. Sa ahoana ry dadabenoelisinoafôpla ?

take time to be friendly, it's the road to happiness
22. maditra ( 23/04/2005 07:41)
Mishou angamba no mahafantampantatra bebe kokoa ny ao an-tsain'ilay zaza-vavy. Fa toa adinony marina fa zah tiako izy, dia mbola manao sangy mihoatra ny ditra amin'izay dia tsssss. Tsy ampy hampahery anah intsony ilay ditrako. Angamba hoy aho mila ny tsy mahita azy ao anaty andro maromaro angamba no mety ilaiko kanefa efa nataoko izany, saingy mbola tsy nety. Dia mbola ni-chat taminy ihany dia toa tsy nisy dikany. hihi
dadabe> aza tratrany, isaora Zanahary fa nifankatia tsara ianao sy nenibe! ;-)
Isambilo> ampiakarina otran'inona lesy e! Zah aloha saika tsy hino izany fitiavana izany taloha fa rehefa tratra izao zah dia mino ihany! :/
tranokely> Dia tonga amin'ilay hira : "Et l'espoir que j'avais" iny izany amin'ny farany!hihihi, mangataka amin'Atra zah mba tsy ho izany!
23. poupounesana ( 25/04/2005 07:46)
maditra zany koa mora kivy han! manaova mafy loha anae hozy mishou
24. palmbeach ( 25/04/2005 08:32)
ny sainao iany no mitondra an'io e! na ianao manadino tanteraka na mbola mieritreritra ny hiaraka iany! tsy afaka miaraka anefa ireo
-raha te anadino azy tanteraka ianao tadidio fa ny mifanohitra fitiavana=indifférence fa tsy mankahala akory. Ka ny ahitanao izay indifférence tsy maintsy miova fiainana kely mihitsy ohatra mba manana namana bedebe vaovao na koa miezaka mijery sy mitia olon-kafa mihitsy e!
-raha mbola te iaraka aminy indray de mba sahisahy e! manao carte sur table satria na anio na rahampitso dia mitovy iany tsy maintsy ilaza aminy izay ianao ka dia mahereza e!
25. sonwin ( 25/04/2005 08:38)
asio stratezia maty paika leisy ry maditra an! bonne chance fona ela e
26. mamzelkely ( 25/04/2005 13:40)
maditra an, ra za no eo am placenao dia aleo hajaina ny safidina izany wi mijanona ho namana satria matetika ny olohna mpinamanaefa ela tsy dia tsara miaraka (amour) satria efa mafy lôtra le amitié talo de tsy de mety tsony sady aleo ary anie namanao iz to zay sipanao satria ra sendra misaraka nareo de tsy possible hiverina tsony le complicité nisy teo amnareo talo ka asakasakao ihany io fa ra za alo de aleo mijanona namana
27. nikopol ( 26/04/2005 12:25)
Maditra a, omeo coca sy aspirine letsy izy dia mety miova hevitra a :-D
Dia aza mijanona mivavaka elà !
28. ari.malala ( 26/04/2005 12:42)
dain ko ty nikopol manoro vohana! ny mahazo an'i maditra aza efa mafy ko ra maninomaninona eo le sipa tsy loza no hahazo anazy?!
29. mamzelkely ( 26/04/2005 12:44)
laingan'izany!! aza manaiky!!!
30. maditra ( 26/04/2005 21:21)
nikopol> hihihi, tsy mety lesy izany a, merci amin'ela nanoro hevitra ihany.
Haiko fa vazivazy io kah! :twisted:
Sady ilay izy ko anie tsy dia hoe ilay hahazo azy indray alina no eritreritro e, tena tiako anie izy e!
Fa lisany ve mbola tsy nisy tratran'izany ry kofy isany e? Sao dia mba zah raika sy ilay kofy nolazain'i tranokely iny fotsiny ary no mitapy amim-behivavy!
31. fijo ( 26/04/2005 22:41)
maditra hitondray sipa koa ka raha afahafa dia ao izay dia tairo
32. sonwin ( 27/04/2005 08:46)
io hevitry fijo io no tena masaka ramaditra an! vao hafahafa marina izy de ao izay!
33. salohy ( 27/04/2005 13:08)
slt daholo!
tena mitovy @ maditra izany koa ny toerana misy ahy zao! misy olona tiako hatao ho namana fotsiny ary hitako isan'andro maraina ka h@ hariva miitsy! misy fihetsiny anefa tena mila tsy ho zakako ka mahatonga ny saiko hanapaka ilay fitiavana azy, ny foko anefa tena tsy manaiky izany hoe hijanona ho mpinamana izany, tena sarotra tokoa ry reto ny manadino ka hijanona ho mpinamana fotsiny an! ka mba ampio aho fa tena tsy hitako izay atao!
34. dadabe ( 27/04/2005 13:15)
AMPIARO NY STRATEZIA FIJO OK (l)
35. fijo ( 27/04/2005 21:32)
hi hi hi
salohy hanatony dia resaho moramora aloha ,fa raha tsy mety dia hitondrao olona manoloana azy hitsapana azy
36. dadabe ( 28/04/2005 07:43)
zay anie hoa e
37. sonwin ( 28/04/2005 12:58)
STRATEJIA FIJO izany no ady eo ho anareo izay tratry io olana io e..bonne chance et bonne chasse dolo
38. maditra ( 28/04/2005 18:07)
Fijo> misaotra lesy e! iezahina ny fampiharana an'io! hihi
sonwin> Asain'la mihaza zahay kanefa " qui va a la chasse perd sa place" hozizy vazah ireo. Nefa raha tsy hiaza zahay tsy hahazo n'inon'inona mihitsy! Saotra e amin'ny firariantsoa fa ho tapahina tsy ho ela ny decision! haha :lol:
39. sonwin ( 29/04/2005 13:33)
ok e..lazao ny namana ihany ny suite-ny e...hoe nahomby ve ilay stratejia Fijo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4092