fahatokisana

21. palmbeach ( 19/04/2005 11:31)
amko aloha ra am voalohany vao hiaraka, alohan'ny hiarahana kosa angamba tokony efa mba fantampantatrao io olona io ny mombamomba azy sns... Fa matoa enao efa miaraka aminy de misy fitiavana azy ao aminao,ilay fifampitokisana koa miankina amin'ny ambaran'ny tsi11 amin'ny voalohany e!ra misy lainga ka hohita eny iany avy eo ny fahamarinana de mazava hoazy fa tsy hisy fifampitokisana mihitsy intsony.
22. sonwin ( 19/04/2005 16:09)
raha vao miaraka izany an...banjino ny masony dia vakio izay hitanao eo..dia misy soratra eo hoe azo atokisana na tsia (sans blague, fa sarin-teny)
23. poupounesana ( 20/04/2005 14:08)
toa sarotra ihany ny hamaky ny ao anatin'ny maso ao ry sonwin!
24. dadabe ( 20/04/2005 14:17)
poupou>raha diso mahatoky be anoe ianao de tonga amilay teny hoe hitsahany antampondoha,zestiavany fa hoe "ho aiza eo iny e,olona maty amiko iny ka ho aiza eo,de bla bla... de voaitsaka antampondoha amizay ,
zany hoe amiko tsy de tokony tonga de ampiseho fahatokisana be ,nefa koa tsy miseho ho tsy tia fa eo ampovoany ihanyy e (l)
25. sechat ( 20/04/2005 14:24)
poupounesana> Raha ny hevitro aloha raha vao mifankahita, tsy maintsy misy tsy fifampitokisana kely ihany satria vao olona vao2 aminao, na dia tianao aza. Rehefa mifankazatra elaela ka mifankafantatra vao afaka manome fitokisana tsara azy ianao raha tsapanao fa mendrika an'izany izy (l) .
Moa raha hitanao fa olona tsy azo hitokisana dia anjaranao ny miala raha tsy zakanao =(( .

sonwin> hihihi za koa mpanao an'iny fa style fotiny satria tsy tena voaporofo hoe tena mandaitra ilay izy :@
26. sechat ( 20/04/2005 14:25)
fotsiny azafady fa tsy fotiny 8)
27. poupounesana ( 21/04/2005 05:48)
marina daolo zany! zao ndray ary ny fanontaniana eh? inn no hatao mba atongavana any@ le fatokisana?
-angatahina le oll v hoe asehoy ahy fa azoko atokisana enao?
-sa jerevana fotsiny zay ataony sy izay tsy ataony d aveo enao ihany no manome verdict hoe azoko atokisana ity na tsia?
-sa misy mahita hevitra hafa v?
28. domoiina ( 21/04/2005 07:53)
ka refa tia ange de tokony ahatoky e!! fa refa tsy mahatoky de pas la peine ny anontany an'izao sy zao fa laisse betom!!! :wink:
29. mamzelkely ( 21/04/2005 08:32)
poupounesana:

marina daolo zany! zao ndray ary ny fanontaniana eh? inn no hatao mba atongavana any@ le fatokisana?
-angatahina le oll v hoe asehoy ahy fa azoko atokisana enao?
-sa jerevana fotsiny zay ataony sy izay tsy ataony d aveo enao ihany no manome verdict hoe azoko atokisana ity na tsia?
-sa misy mahita hevitra hafa v?


enfait le izy poupounesana tsy dia misy zvt ataonao betsaka fa miankina aminao ihany ilay zvt satria izy mety efa manao zay azo atao mba iprouvéna anao fa azo atokisana izy fa enao no tsy mety donc miankina aminao le izy fa na izany aza ilaina bdb le fahatokisana eo am vie de couple satria mampisy harmonie eo amnareo le iz donc ilaina ihany indraidray le mikipy maso am mety hatisoan'ny namanao sa ve za diso ry reto mba ahitsiho aho raha diso ry reto a
:-o
30. sonwin ( 21/04/2005 14:51)
domoiina > zany ve? :wink:
31. fijo ( 21/04/2005 21:26)
miaraka eny aloha dia tsapa hoazy eny le fahatokisana e.
32. dadabe ( 22/04/2005 06:43)
zay 1fa tsy misy hoe vao miaraka de tonga de pan
33. hiaro ( 22/04/2005 13:43)
sao dia enao kosa no saro-piaro be loatra e
iny nge refa ao antrano no anao fa refa any ampiasana izy dia mizara ho an'ny hafa e, fa saingy tsy hadinony ny momba anao
34. sonwin ( 22/04/2005 13:47)
ny vadinao io izany mizara etsy sy eroa?
35. mamzelkely ( 22/04/2005 13:49)
masika be kosa zany lazainao zany ry hiaro ka le fahatokisana anie ilaina indrindra refa tsy eo akaikinao izy eeee!!! :wink: (ivelan'ny trano)
36. mamzelkely ( 22/04/2005 13:51)
masika be kosa zany lazainao zany ry hiaro ka le fahatokisana anie ilaina indrindra refa tsy eo akaikinao izy eeee!!! :wink: (ivelan'ny trano)
37. tsounie ( 23/04/2005 12:36)
slt daoly alongany! ny fahatokisana de ilaina foana na ivelan'trano na tsy .Eritrereto ange e! ny ol tsy azo itokisana v de tsy ho sahy handainga imasonao? fa ity koa no mba tiko anontaniana oe :ireny ol le manao oe ataovy izao na mangataka zvt zany, ireny e !de oe @zay hono tena azo antoka fa azo itokisana enao de aona zany reny?
38. poupounesana ( 25/04/2005 08:13)
hiaro, iza no lazainao fa saropiaro b eo? za v? ountsss fa io lazainao io mitsy zao no mahatonga ny oll tsy hatoky ny vadiny! enao han!
39. poupounesana ( 25/04/2005 08:15)
hiaro, iza no lazainao fa saropiaro b eo? za v? ountsss fa io lazainao io mitsy zao no mahatonga ny oll tsy hatoky ny vadiny! enao han!
40. palmbeach ( 25/04/2005 08:18)
miaingĂ  avy amin'ny tenanao aloha, matoky ny tenanao ve enao? mazava hoazy fa hahatoky ny hafa koa ianao!
otran'ny oe tiavo aloha ny tenanao, aona ny hitiavanao olon-kafa nefa ny tenanao aza tsy tianao (fa tsy tia tena be loatra kosa an!)
de ho hitanao ny valiny! 8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.155