Poopy
41. fijo
(
26/04/2005 21:25)
tamin'ilay tana in love le poopy dia tsy mitsiky mihintsy fa toa tezitra izany foana.mankaleo
42. Veloo
(
27/04/2005 18:53)
Fijo a zany ve? nety nisy tsy nifanarahi-njy zareo tao zany. :lol: :lol:
45. cutie
(
28/04/2005 15:23)
asa poopy raha hitsiky zany refa tonga aty .
veloo mitondra video camera :)
veloo mitondra video camera :)
46. Veloo
(
28/04/2005 20:29)
Cutie a tsy mahazo mitondra video camera hono retsy a :( afaka maka sary fotsiny hono.... Efa novaliko njy an :wink:
47. fijo
(
28/04/2005 21:59)
veloo taty nahazo naka film ko.
mumu izay ndry vao hitako indray (l) .tana in love taty marseille no nalehako ka
mumu izay ndry vao hitako indray (l) .tana in love taty marseille no nalehako ka
49. cutie
(
29/04/2005 08:09)
veloo, mety tsy hila camera video iany za ka.
merci veloo :-* valio haingana le any :wink:
merci veloo :-* valio haingana le any :wink:
50. sonwin
(
29/04/2005 12:46)
mumu =(( tara amin-drazoky kay klé =((
cutie f'anga isika hande indray?..sa refa avy :* :* ao an-trano dia mijery Poopy dia miara :-* dia miara =D =D
cutie f'anga isika hande indray?..sa refa avy :* :* ao an-trano dia mijery Poopy dia miara :-* dia miara =D =D
51. Veloo
(
29/04/2005 14:25)
Fijo a tsssssss ny aty lesy efa nolazain-ndry zareo mialoha mihitsy a... tsy mahazo hono e...
Cutie a efa novaliko an ... nandefa e-mail any @ -ndry zareo momban'ilay olana :lol: :lol:
Cutie a efa novaliko an ... nandefa e-mail any @ -ndry zareo momban'ilay olana :lol: :lol:
57. dadabe
(
03/05/2005 04:16)
ary feno promotion amour ny serasera ny hiafarany le 8-) 8-) 8-) 8-)
fijo&mumu cutie$sonwin mifenty&mishou pootsy&sasa ????veloo&iartistika :wink: de...de...domoina sy ndrena?? de zah sy i Y he he
fijo&mumu cutie$sonwin mifenty&mishou pootsy&sasa ????veloo&iartistika :wink: de...de...domoina sy ndrena?? de zah sy i Y he he
59. Veloo
(
03/05/2005 14:13)
odryyyyyy o ry dadabe a hatramin'ny ovina koa zay sy artistika? :roll: izy tsy taitra amiko akory knou =)) =)) =))