Poopy
22. iartistika
(
19/04/2005 19:30)
hendry tsara ry frera rehefa any an-tranon'olona any ah! :-D ,tsy mipelipelika...
23. cutie
(
19/04/2005 20:47)
saotra NJ sy montreal ihany no haiko fa tery be hono ny fotoanan'i poopy e
24. dadabe
(
20/04/2005 12:02)
iartistika>de tsika lah tonga any mialoha ...de mitondra camera video...de (ohatran'i tantely lery amizay :wink:
ekena frera a :-D :-D :-D
ekena frera a :-D :-D :-D
26. iartistika
(
20/04/2005 15:39)
dadabe>misakolombona ny olona,ka iza no tratranlà camera eo!! :-D
29. Veloo
(
20/04/2005 20:00)
:lol: =)) =)) - nareo kle
cutie a ho entiko ny hafatra retsy a
dadabe a an3 za kosa tsy manelingelina ka rehefa oe i cutie sy snowin de izay an =)) =)) =))
cutie a ho entiko ny hafatra retsy a
dadabe a an3 za kosa tsy manelingelina ka rehefa oe i cutie sy snowin de izay an =)) =)) =))
31. Veloo
(
21/04/2005 15:26)
odry dadabe a za kosa tsy mba hanelingelina ny couple du jour ka :lol: :lol:
Cutie a ho entiko ny hafatra e :wink:
Cutie a ho entiko ny hafatra e :wink:
35. welie
(
25/04/2005 18:24)
sonwin> kay toi ande ho any @ cutie dia mody miala-pà aty amiko aty hoe tsy ho avy an! Humm.... :-D
cutie> Dia aza adino maka sary @ Poopy an!
yonika> Antsooooooooooooooo njy e! Fa nga marina akia tsy mba misy mpihira gasy tonga any aminareo?
cutie> Dia aza adino maka sary @ Poopy an!
yonika> Antsooooooooooooooo njy e! Fa nga marina akia tsy mba misy mpihira gasy tonga any aminareo?
37. sonwin
(
26/04/2005 08:40)
welie> ka njy matahotsa ny loha be ko de ts nakany za :-D ..sady za sy cutie efa c ly c ly be mitsy :lol: ..fa ny tena marina nge tsy ho any amin'i Poopy indray zahay fa ts afaka, fa hijanona ao an-tranon'i cutie dia :* zahay
