sahary> nisy fanontaniana napetrakao iry ambony iry de io no namaliko azy.
tsy nisy resaka nampidirinao tery ambony tery momba an i JESOSY , fa ny rehetra de mino tokoa raha ny fahitako azy de samy mino fa JESOSY irery hiany no nitsangana t@ maty ary tsy misy afatsy izy aloha amiko .Nitsangana vatana velona ary mifona ho antsika eo antanana ankavanan i RAY sady mpanelanelana antsika @ RAY . ny anampiako azy angaha de izao ny maty de maty tokoa ary miandry an iJESOSY ho avy eny @ rahon ny lanitra ka raha ho avy JESOSY de reo maty mahatateraka ny sitrapon ANDRIAMANITRA no hitsangana aloha miaraka @ velona zay mahatanteraka ny sitrapon ANDRIAMANITRA io ny fitsanganana voalohany fa ny mpnota rehetra miandry ny fitsanganana faha roa.
:D :D :D