mamy robinson
32. ari.malala
(
12/05/2005 14:30)
fa in koa? aiza ny vadin'i veloo virtoaly hampangiana anazy ê!toa tara loatra fa izy aza efa nivanitika ndray!
36. cutie
(
22/05/2005 18:07)
aona kou zany tsiky ao anaty embona zany fijo
sw cly bizzzzzzzzzz toi (tsy mety mandeha le sary eto)
sw cly bizzzzzzzzzz toi (tsy mety mandeha le sary eto)
38. sonwin
(
13/07/2005 22:46)
Manin-te hody any Mada
Fa manina sipa tara aminaká
Manin-te hisidina any zamerika
Fa toa irery aty andafin'ny riaka
Fa manina sipa tara aminaká
Manin-te hisidina any zamerika
Fa toa irery aty andafin'ny riaka
