billet Mada urgent
1. michelraza
(
09/04/2005 10:46)
"Deux billets Air Mad pour le prix d'un". Misy namana iray mitady olona mety hiaraka aminy amin'ny 13 avril (3 na 5 mai ny fiverenana). Sao dia misy "intéressé" ?
novalian'i rurik ny 14/04/2005 11:26
2. mishou
(
09/04/2005 11:03)
tena mi intéressé ahy io offre nao io fa tiako omena ny coordonnées ko ianao hifampiresaka mivanatana isika fa saingy nitady ny michelraza aho fa tsy mpikambana @ serasera angamba ianao.
raha azonao atao dia andefaso hafatra aho @ mishou dia mba omeo ahy ny coordonnées nao ahazoako miresaka aminao azafady indrindra
Mishou

4. michelraza
(
09/04/2005 19:52)
Efa nalefako any aminao ny coordonnées.
-----------------------
-----------------------
mishou:
tena mi intéressé ahy io offre nao io fa tiako omena ny coordonnées ko ianao hifampiresaka mivanatana isika fa saingy nitady ny michelraza aho fa tsy mpikambana @ serasera angamba ianao.
raha azonao atao dia andefaso hafatra aho @ mishou dia mba omeo ahy ny coordonnées nao ahazoako miresaka aminao azafady indrindra
Mishou
7. rurik
(
14/04/2005 11:26)
annie a hitako i mishou fa tsy lasa fa mandihana aingana indry .sao dia tara eo.miazakazaha mafy e hataovy tongatra akatoka.