L.M.D:oniversite

44. sonwin
(
10/05/2005 19:03)
io ka..miondrika kely ianao mijery anao ihany dia mahita sinon mijery fitaratra :D

45. pitchou
(
13/05/2005 20:37)
d rehefa niondrika kely sonwin nijery an'i sonwin na nijery fitaratra d aiza ho aiza eo @ sonwin le izy? 8O

47. sonwin
(
16/05/2005 17:58)
pitchou> ka ianao nge no misy azy fa tsy za e :D refa mijery fitaratra ianao dia izay faritra mety tazanao hoe lalina indrindra de eo mitsy 8)
dadabe>dia ahona leity e? in no ataon'ialahy eo zao
dadabe>dia ahona leity e? in no ataon'ialahy eo zao

49. rpk
(
20/05/2005 12:22)
de na tsy misy taratasy hoentina any @ le efitra mangingina koa aza de mande fôna...:-D:-D:-D

53. pitchou
(
23/05/2005 17:55)
sonwin> ampisehoy an-drizalahy izany ze mety ho lalina indrindra hitanao @ tenanao e! sady efa nojerenao t@ fitaratra izany ka hainao sy hitanao tsara