L.M.D:oniversite

21. sechat ( 20/04/2005 11:23)
ntsô :-*
22. sonwin ( 21/04/2005 14:38)
ntsö nanay piso keliko e :-*
23. xxx ( 22/04/2005 04:37)
mampihomehy koa i sechat fa sady mametraka olana izy no voavaliny ihany ilay olana ery ambany ery.

sechat:
Manjary misy tsy fitoviana eo @ fitadiavana asa satria raha misy manana diplôme d'ingénieur sy Magistère iray mitady asa mitovy dia aleon'ny olona maka ilay ingénieur. Nefa samy nadany 5 taona ihany.

...no hitako olana fa ny ao anatin'ny formation ("contenu" omena ny filière tsirairay any amintsika (izany hoe olana hafa mihitsy ).
24. sechat ( 22/04/2005 15:42)
Mba avereno vakiana kely hoe sao dia mba ianao no tsy nahazo tsara ny tiako notenenina? ;-)
25. dadabe ( 27/04/2005 05:13)
tara be aho kay misy resaka tsara be ato:ny fahitako azy dia hoe aleo ampiarina any dago direct io system io satria ,maro ireo mpianatra malagasy miazakazaka mankany ivelany mba hanaraka io system io ,ny sasany aza tena vaovao be @le izy nefa rehefa mandeha ny taona dia zatra ihany ny farany ,koa tsy aleo ve r'izalahy ampiarina dieny mbola any dago toy izay any ivelany vao hifampitady?
26. sonwin ( 27/04/2005 08:31)
marina mihitsy izany frera an!
27. pitchou ( 27/04/2005 18:50)
sonwin 20-04-2005> ny antony dia satria tsotra: mitovy ny contenu ny fampianarana fa ny teto novitaina 4 taona (tsy misy vacances annuelles izany!) fa ny tany 5 taona! d nanao mise aux normes (5 taona, misy vacances ary afaka miala voly sy manao recherche) dia reconnu erak'izao tontolo izao!
28. sonwin ( 28/04/2005 13:07)
Aiza ny "teto" dia aiza ilay "tany"?..ts arako tsara azafady
29. ravatorano ( 29/04/2005 12:39)
za zany raha nampiarina tamin ny andronay io tena nilay b raha ny fanazavana nomenareo sy novakiako teo no hitako satria rresaka module fa ny enny na teny Ankatso anie ka raha misy naoty ratsy dia mety hamerenanao ny naoty tsraa efa azonao eh.
Mety mba nanana doctorat iany lah ravato raha izany hihihihihihi
Za ihany kouh tsy mahazo ny tsy haneken ny mpianatra an io eny Ankatso amin izao fotoana izao.
30. sonwin ( 29/04/2005 13:12)
ka io ny olana eto amin'ny tanana e..vao maheno fiovana dia hoe ratsy hono e..tsy manadihady tsara akory ny voka-tsoa azo avy aminy.Nefa koa aloha angamba tsy nisy ny fanazavana ho an'ny mpianatra ny atao hoe L.M.D hany ka lasa honohono no betsaka dia misamatitaka ny be sy ny maro
31. dadabe ( 30/04/2005 04:52)
ka mpianatra amanaliny ireo ve lesy tsy ilaozan'izay haningana,fa zah mahita hoe aleo ampiarina mba hamaraka ny system anglisy rehefa tsy nahomby firy ny system frantsay nadritra ny 100 taona :roll:
32. betty ( 30/04/2005 16:38)
sowin> tsy magadasikara irery no sahirana rehefa misy fiovana @ mahazatra!! jereo eto europe efa euros no mandeha nefa mbola maro ireo zay mbola mamadika @ ancien franc (ohatra io :) )
33. sonwin ( 01/05/2005 11:56)
betty> tsy azonao ny tiako lazaina..tsy resaka fahasahiranana fa resaka fanoherana (ohatra io :lol: )
34. pitchou ( 01/05/2005 15:22)
sonwin> teto dago sy tany ivelany! :D ny eto koa ange reflexe le manohatra e! raha miteny izao ny fanjakana hoe aleo ilay systeme taloha izay na ny frantsay narahana aza tsy mampihatra azy intsony d horaka be indray hoe tsy ekenay fa aleo LMD! Fa marina fa tsy ampy fanazavana ilay izy, saingy kosa raha tanora efa mianatra eny @ ioniversité nefa tsy afaka manadihady akory ny momba izany d asa haninona eny??? sa hoe hianatra fe hianatra fa tsy mahafantatra izay tiana atao ? asa aloha e! d naninona koa moa raha nanontany hoe azavao misimisy kokoa fa tsy hoe "lavinay lavinay"?
ravato> tsy mbola tara fa afaka manao doc enao ka! tsy misy fe-taona izany! saingy tena ilainao ve izany no fanontaniana!
betty> hihihi! izaho koa mbola anisan'irony mitondra machine à calculer kely irony mamadika ny ariary ho fmg rehefa hividy zavatra! na d tsy mahita izay tsy mahamety ny ariary aza aho!
35. sonwin ( 02/05/2005 12:36)
mametraka fanontaniana amiko nga ianao zany?za nge momba 100% ny LMD e, ary efa nazavaiko ary ambony be ary aza ny tombony sy vokatsoa azo noho io systeme io.fa mitovy ny hevi-tsika eto ka :lol: (amin'ilay fanoherana)
36. pitchou ( 02/05/2005 18:42)
sonwin> andao rangah aratsiana indray le LMD a! ataontsika hoe manao izay tsy hifotorana @ fianarana fa mampirisika ny mpianatra hijanona mialoha fotsiny! ataontsika hoe vela-pandrika noho io lafiny io! :D
37. sonwin ( 03/05/2005 09:27)
:-D mety ho marina koa ange izany e... ary ianao ity lalin-tsaina an :wink:
38. pitchou ( 03/05/2005 19:00)
lalina hatraiza? hatreo @ tenda sa hatreo @ kibo?
39. sonwin ( 04/05/2005 07:32)
ambanin'ny kibo :wink:
40. pitchou ( 04/05/2005 19:10)
tsisy place any!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5669