Loin des yeux... est-ce vrai???

41. sonwin ( 02/05/2005 15:33)
ka i poupou tsinona ... :cry:
42. Touty ( 03/05/2005 10:42)
Ountsô!!! Nitomany lé zaza!Tambatambazako aki izy Poupou a!Ny anareo roa koa zao loin des yeux près du coeur sa près des yeux ms loin du coeur?
43. sonwin ( 03/05/2005 13:33)
ka izy loin des yeux nefa jere ity nosoratany :roll: ..amizay izy tsy mandalo eto mitsy :cry:
44. fijo ( 04/05/2005 21:35)
amiko aloha rehefa tsy eo dia any izay e.izay eo karakaraina
45. soniah ( 20/06/2005 10:05)
amiko manokana alou de tokony hoe "loin des yeux ,près du coeur",raha tena tia tokoa ilay olona dia mitombina io fitenenana io.
46. fijo ( 22/06/2005 22:29)
aizaaaaa dia homangana eo izany kle
47. nelsie ( 13/07/2005 04:33)
Amiko aloha na manao ahoana ilay fitiavana na manao ahoana, tsy ny fitiavana rehetra no maharitra raha toa ka hoe tsy mifankahita matetika ilay mpifankatia, eo akaikinao eo ary ilay olon-tinao sahirana ihany ianao rehefa mandalo rafakam-panahy ka vao mainka ve lavitra anao izy tena mila ezaka be avy @ lafiny 2, izaho aloha tsoriko ny marina fa tsy maharitra na tiako tahaka ny inona aza ilay anankiray
48. anja2000 ( 14/07/2005 05:15)
Ho ahy aloha de tsy manakana ahy tsy hitia azy foana ny fahalavirana saingy mba mila affection koa aho raha ela loatra kah.Mila mpanohanohana isan'andro. @iny koa ane no tena ahitananao ny degreny e. Za aloha tsy hiandry raha ela loatra e!
49. fijo ( 14/07/2005 22:39)
izay ka mba miaina ny zava misy
50. harotiana ( 21/07/2005 13:50)
za efa niandry an'anazy 6 mois ary hitako fa nanamafy ny fitiavanay ily izy.
51. fijo ( 21/07/2005 22:16)
dia mahareta ary e.fa 6 mois izany kely.raha nanao dokotera izy dia 8 taona,+4 raha naka spesializasiona dia 12 taona izany,haritra ve?
52. lilbon ( 27/07/2005 04:54)
loin des yeux pres du coeur!
fa loin des yeux loin du sexe ka:twisted::twisted::twisted:!
53. fijo ( 27/07/2005 21:40)
he he he izany ka milaza ny marina.hummmm
54. booboo ( 01/08/2005 17:02)
:-D
55. fijo ( 03/08/2005 22:16)
faly ra booboo le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1922