Loin des yeux... est-ce vrai???

21. cutie ( 10/04/2005 04:05)
lavitry ny maso akaiky ny fo, zany kou ny conclusion-ko e. 8)
22. net ( 10/04/2005 09:40)
vegas:

pika> marina nenao! fa moa ve tena aharitra ny fitiavany anao na dia tena tia aza izy? tsy tohizako tsony fa hainao iany ny maha olombelona sy ny firoborobon'ny tanora ankehitriny.


tsy ekeko satria ra tena tia ka mifanalavitra dia any foana ny sainao zany hoe ny fonao mieritreritra azy fona enao.
23. pisoin ( 10/04/2005 12:09)
net:

vegas:

pika> marina nenao! fa moa ve tena aharitra ny fitiavany anao na dia tena tia aza izy? tsy tohizako tsony fa hainao iany ny maha olombelona sy ny firoborobon'ny tanora ankehitriny.


tsy ekeko satria ra tena tia ka mifanalavitra dia any foana ny sainao zany hoe ny fonao mieritreritra azy fona enao.



misy marna ny teninao nefa ve raha efa atao hoe 2taona no tsy nifankahita tsy ho adino iny na tsy ahita hafa? de rehefa hitanao indray izy any aoriana dia eo no mety tsy aiko......?
24. tatouv ( 11/04/2005 07:25)
Nisy sipa zay niaraka tamko efa atramin 99. de tam 2003 izy afaka bac. de nankany andafy izy. de tena nivoady mits zay fa samy ho fidèle ary refa mifanena na aty mada na any de tsy maintsy mvady. mifampiantso foana zay isaky ny semaine; kanjo nefa taty aoriana de samy oatran tsy nisy nahazaka tsony. Samy oatran niandry elabe zany de lasa samy nanana sipa. de zao zay lasa tsy misy contact tsony depuis 5 mois. zany oe amiko le izy mitombina satria na mafy orina oatran\'inona ary ny fitiavanao de ny fakam-panahy misy foana ary tena taibe mits.
25. chipie1 ( 11/04/2005 07:39)
miankina aminy tsirairay avy io misy maharitra misy tsy maharitra ... :roll:
26. xxx ( 11/04/2005 14:11)
pisoin> apetrako manokana @nao lé fanotanina f'za zao efa 3 taona no niaraka t@ol d ny 1 an et demi niarahana tany dago d aveo za lasa taty ampita izy nijanona any d mbola miarak iany zay atr@zao, efa ho 2 ans zany zay tsy nihôna. Kanefa @zao mikorotana b iany ny situation-ko satri itanao misy ol hafa zany aty zao miaraka @ko, k tsy aiko na tena tia azy marina aho na oe mila consolation fotsn f'manembona lay anakiray tsy eo d mitady ol hafa iantsampazana. K ts tiako mintsy nef zay situation zay. K ny tiako antanina @nao oe moa v mety mbola hitia an'lay ol iray any dago aho refa tafahôna zay k iverina toy ny taloha sa aôna?Satri mantsy mety lé distance fotsn no mahatonga zao.
27. Touty ( 11/04/2005 14:17)
K tsy ainareo nga moa ny tohin'izy io?
"Loin des yeux, loin du coeur. Ce proverbe est bien menteur car malgré la distance, c à toi q je pense".
F'lé izy aloha marina f'ilaina b mintsy lé présence physique e! Na d mifanoratr isan'andro sy mifampiantso aza, hafa mintsy lé tena oe mifakahita. K zay matetika no matonga ny ol sasany miodina, tsy oe tsy tiany tsony akory lé ol any alavitra any f'mila ol izy eo akaikiny d zay no matonga ny fakam-panahy maro isankarazany. F'saingy oe basé-na @confiance fotsn lé relation d zay. Mila tatahina tsara mba tsy hisy ho en manque
28. kally ( 11/04/2005 14:54)
Ny niaritra tsy nifankahita nandritry ny roa na telo taona mbola vita ihany fa adinonareo ny tena zava-dehibe: rehefa tapitra ilay roa na telo taona nifanoratana sy niezahana tsy nitia afa-tsy ilay anankiray any lavitra dia nihaona ihany, dia teo vao nahatsapa ny anankiray fa toa tsy tena tiany intsony rehefa nandinika.Ny antony mantsy dia nandritry ny fotoana tsy nifanoratana dia no-"idéaliser"-na ilay olona hany ka nony tena nifankahita somary diso fanantenana ihany...dia niaraka iray volana dia samy nisaraka e!
29. pitchou ( 11/04/2005 19:44)
d atao ahoana fa afaka adidy t@ fitiavana fa nitahiry fitia tsy tena izy!
fa misy ko ange r'ireto olona efa an-taonany maro no tsy hitany le olona tiany iny, am-polony taona aza, d tsy te-hahalala olon-kafa mihitsy ny fony e! ozay le we tokam-po sahala @ siny! d nifankahita rizareo d tonga d samy nahatsapa fa tsy misy afatsy izy ihany le tiana e!
30. fifi ( 13/04/2005 15:46)
pika:

ny zava- mitranga ry zareo dia na misaraka ela be aza ka mety hoe azon'ny fakam-panahy hiharaka @ olo-kafa, rehefa mifankahita @ ilay olona tena tiana iny dia toa mahatsiaro ny fahiny ka mety miaraka indray. koa hadiahadio tsara ny olona iarahanareo sao dia ny elanelan-tany fotsiny no nampisaraka azy fa tsy zavatra hafa. raha izay mba mailo
rehefa tena tia tsy voasakan'ny elanelan-tany izany e!!!!!!!!!

za manaiky tsara an'io
31. xxx ( 14/04/2005 15:36)
Salut daholo.
Misy fahamarinana daholo izay voalaza rehetra ery ambony.
Amiko ny "dicton" dia matetika dia lesona azo avy @ toe-javatra izay niseho marina. Kanefa misy koa ny filaza hoe : "L'excéption confirme la règle".
Io dia arakaraka ny fahamatoran'ny fitiavana. Raha fitiavana feno ady lava ...mety ho "délivrance" ny fahalavirana. Nefa raha olona tena mifankatia marina sy MIFAMPATOKY, dia tsy tokony hatahotra.
Dia ahoana ho ianareo ireny vadin' ny MARIN ireny???
Bisou dahoul dia aza mihaihay raha tena tia fa matoa misy ny fitaka dia tsy mafy orina ilay fitiavana.
:-*
32. mamzelkely ( 15/04/2005 08:52)
manao ahoana daholo ianareo, izaho dia vaovao fa mba mafinaritra ahy avoko ny reska ataonareo ka mba te handray anjara aho, ho ahy manokana aloha dia misy fahamarinana ihany io dicton eny fa na di vitsvits aza ny cas fantaro, raha ny cas-ko dia marina io satria niaraka tam lelà iray aho ka lasa any ivelany izy nande n taona dia nihena ny fitiavako azy (tena nitia azy aho fa somary nampijaly ahy fa na teo aza izany dia nitia azy foana aho nandritra ny roa taona nandehany)efa ho 6 taona izy zao no any tsy manana vaovao tsony aho, tapaka tanteraka ny fifandraisana :cry: tsy ny cas irery io fa mis olona tena akaiky ahy koa tratran'io olana io. na izany aza anefa tsy tokony atao mahaory izany fa mety tsy mafy orina ny fitiavanay ka nampisaraka anay ny halavirantany.
zay aloha fa lava loatra ny resako fa mba misy fanontaniana kely tiako ampetraka ity: fitiavana ve ny hasarotpiaro diso tafahoatra? inona n tokony atao mba ialana amn'io? misaotra batsaka
bisou bdb :*
33. Touty ( 15/04/2005 14:37)
F'lé izy koa nge ra oh ka tena lé ol io no tena anjaranao d n'aiza n'aiza misy anareo roa tonta, na firy taona na firy taona no isarahana, refa iny zany ny destin-nao d tsy ho faty mintsy lay fitiavana. VAo maika ary mampitombo azy zany.
Lé hasarotam-piaro kosa ndray anisan'ny mariky ny fitiavana io saingy raha diso tafahoatra loatra izy d tsy fitiavana o an'lay ol miaraka @nao tsony lé izy f'lasa fitiavan-tena satri tsy avelanao hiaina mintsy zany lé ol miaraka @nao f'zay tinao sy eken'ny sainao iany zany no oe tsy maintsy atao v? Zay aloha ny hevitro momba an'io e!
34. pisoin ( 17/04/2005 14:57)
Touty:

F'lé izy koa nge ra oh ka tena lé ol io no tena anjaranao d n'aiza n'aiza misy anareo roa tonta, na firy taona na firy taona no isarahana, refa iny zany ny destin-nao d tsy ho faty mintsy lay fitiavana. VAo maika ary mampitombo azy zany.
Lé hasarotam-piaro kosa ndray anisan'ny mariky ny fitiavana io saingy raha diso tafahoatra loatra izy d tsy fitiavana o an'lay ol miaraka @nao tsony lé izy f'lasa fitiavan-tena satri tsy avelanao hiaina mintsy zany lé ol miaraka @nao f'zay tinao sy eken'ny sainao iany zany no oe tsy maintsy atao v? Zay aloha ny hevitro momba an'io e!


ka rah io asarotampiaro lazainao io de tena ekeko satria izy ve izany de tsy afaka ny mba hisangy @ ol hafa na mba otrotr'izay e! (mila ferana ihany anefa ny sangy @ ol afa rah efa itanao fa tsy tian'ny sipanao...) sa tsy izay ve?
35. sakapiso ( 18/04/2005 14:22)
Marina tokoa fa rehefa tena tia na dia mifanalavitra aza dia mbola tia foana nefa raha maharitra ela loatra dia mety miova ilay fitiavana ka tokony hisy fifandraisana matetika araka izay tratra mba tsy hifanadino
36. haingo23 ( 19/04/2005 11:02)
Marina daholo ny voalazanareo. Inona moa izany "tia" izany ? mahatsiaro azy foana ve? mifanoratra foana ve? ??? Miankina @ objectif sy ny def nitiavan'ny tsirairay azy io. Ary raha mifanalavitra dia zavatra maro koa no tsy maintsy jerena ohatra ny communication indrindra indrindra, ny olana hafa mety mitranga any, ... Misy aza anie tia ilay olona lavitra foana fa miaraka @ ol hafa eo antoerana, ...

Amiko aloha dia marina io e! na dia misy aza exception kely (ny fitiavan'ny fonao olona iray akaiky anao tsy mitovy velively na ahoana na ahoana @ fitiavanao olona lavitra anao)
37. felicia ( 01/05/2005 02:54)
za manokana aloha dia tsy mahaita relation a distance izany e!mampijaly ka...betsaka ny olona mamitaka noho ny @ io...mahatsiaro ohatry ny irery dia lasa miantsampy any an-kafa...
38. poupounesana ( 01/05/2005 08:07)
raha amiko koa alou loin des yeux, mety près du coeur vety2 fa refa ela ny ela mety adino2 ihany le any lavitra indrindra moa raha misy kanto sy meva eo akaiky! raha tsy hoe angah d mifampiantso foana2 mampatsiaro hoe :"eh!za mbola aty han,mbola hoayv aho han!ets..." nefa toa sarotra ihany izany kah
39. sonwin ( 01/05/2005 12:39)
zany ve :(
40. Touty ( 02/05/2005 10:30)
Fa manin enao no toa manaelo b ry sonwin?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3126