tononkira rossy

21. cutie ( 14/04/2005 12:02)
mrci akia lanto a. :*
22. Veloo ( 14/04/2005 20:45)
Fa ahona lasa afrika ndray angaha isika? :lol: =))
23. Veloo ( 14/04/2005 20:45)
odryyy varé :lol:
24. iartistika ( 15/04/2005 08:19)
:roll:
25. dadabe ( 21/04/2005 07:06)
fa resaka inona ity vare,mahafinarittra be mare
26. Veloo ( 21/04/2005 16:37)
Dadabe a tsy izaho no nanoratra an'io an...Nisy naka ry reto ny pseudo-ko a - mpangalatra :evil: :evil:
27. cutie ( 21/04/2005 21:33)
hummmm veloo
28. sonwin ( 22/04/2005 13:33)
possible nga zany klé..kou tsy ho loza ..raha za hitako ka misy maka koa ny pseudo klé..de angalarin-dry zalahy cutie
cutie c ly > mailo mailo njy fa misy mpisoloky an
29. cutie ( 22/04/2005 13:52)
hihihihihi sonwin
nga tsy efa hay lr mdp sonwin??
:-*
30. Veloo ( 22/04/2005 19:21)
Cutie a serieux e asa aky ahona no ahazon'ny an'io?
31. cutie ( 23/04/2005 11:03)
veloo, mety tsy nohidin-jy ny compten-jy zay
32. lanto ( 23/04/2005 11:08)
veloo> ie mety izay !!!
cutie, sonwin> fa ianareo ireto ve mpianadahy e ?
:lol:
33. iartistika ( 24/04/2005 10:27)
ié! mpianadahy,fa amn'ny andro atoandro =))
34. perlerare ( 24/04/2005 21:01)
vita nga le resaka varé?za t hinana varé-mn'anana :-D
35. sonwin ( 25/04/2005 08:16)
perlerare> aty misy be de be raha hinana njy
iartistika> :-D
cutie > ahona koa io fanotanian'i Lanto io :lol: isika anefa ohatr'izao :*
36. cutie ( 25/04/2005 13:20)
tara train ngamba lanto sonwin :-*
37. Veloo ( 25/04/2005 16:40)
Cutie, lanto a zay angamba kle :lol: :lol:
Arabaina aloha i cutie sy i sonwin eeeeee de mitera fito :lol: :lol: =)) =))
38. lanto ( 26/04/2005 08:39)
cutie, sonwin> aleo ihany maka toky sao mampifototra oul eo kou
veloo> mbola ho ela zany fito zany fa mbola tsy miasa atoandro zareo !!!
39. iartistika ( 26/04/2005 18:14)
ny mifototra angamba ,efa mifototra ka!!
40. cutie ( 26/04/2005 20:12)
hihihi lanto
io voalazan'i iatistika io e. :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2006