MITADY OLON-TIANA ETO TANA
21. yonikafopl
(
06/04/2005 20:13)
kali :?: :roll:
fijo iartistika ka zay le we aleo hionona am le efa mahazatra wa kou :wink:
cutie hih tany no niala ka
fijo iartistika ka zay le we aleo hionona am le efa mahazatra wa kou :wink:
cutie hih tany no niala ka
26. fmr
(
08/04/2005 11:09)
kali:
joba mirevy single ny aty mitady trano ipetrahana ohatran'ny @ FRIENDS; 8-) ^:^ :-@ :p
kali< andao ary formena ny ekipa fa dadatoanay manana trano
:P
27. sonwin
(
08/04/2005 15:25)
aty amiko koa misy malalaka tsara ka...dadatoa efa mahazo taona de mety tsy de ho tsara ny ambiance
30. mishou
(
12/04/2005 09:50)
za aloha vonona be na hody any dago zao de zao aza fa menatsa be aho raha za no hanoratra voalohany fa tsy hitako izay frapy lazaina
:oops: :oops: :oops:
:oops: :oops: :oops:
34. rurik
(
14/04/2005 07:40)
mishou omeko frapy ve ndry e?homeko indry sao hahatsara andry io . =)) =)) lazaindry izy hoe :-@ :-@
35. haingo23
(
14/04/2005 10:07)
Jereo daholony lisitry namana ny mitady olontiana dia andefaso hafatra e!
38. saotra
(
19/04/2005 19:48)
Ary le olona nitady to tsy nipotra tsny le?
dadabe> fa ahona no tsy mahomby le we mitady ao @ lisitry ny namana mitady olotina? nga fa nanoratra tany nareo? :wink:
dadabe> fa ahona no tsy mahomby le we mitady ao @ lisitry ny namana mitady olotina? nga fa nanoratra tany nareo? :wink:
39. mishou
(
20/04/2005 18:54)
dadabe> za kaotina fa tonga de mankany chine aho sady za mahy teny tchin tok kely, io vao nosoratako io :lol: :lol: :lol:
40. dadabe
(
21/04/2005 06:51)
saotra>satria be lotra ny ao :wink:
mishou>zah no maka andry any de entiko manidina njy :wink: (l) :-* (oay sao de hitan'i bebe)
mishou>zah no maka andry any de entiko manidina njy :wink: (l) :-* (oay sao de hitan'i bebe)