MITADY OLON-TIANA ETO TANA
1. hajaneo
(
01/04/2005 18:38)
SLUT!LEHILAHY AHO KA MITADY OLON-TIANA ETO TANA KA RAHA LIANA ENO D ANORATY AHO ETO @ NAMANA SERASERA NA @ MAIL neonirina@yahoo.fr: srieux aho fa tsy mananihany MISAOTRA BETSAKA NB:VEHIVAVY IHANY :*
novalian'i fijo ny 18/07/2005 20:22
5. xxx
(
02/04/2005 09:28)
Mba ohatran'iza aloha ianao dia firy taona dia firy ny olon-tiana tadiavinao?
8. iartistika
(
03/04/2005 13:35)
lery ary tsy hita tsony nefa ny ekipa solida manana sipa omena an'lery...
9. felicia
(
04/04/2005 01:51)
vive la franchise...bonne chance hajaneo....
nareo koa d'efa ... :wink:
nareo koa d'efa ... :wink:
12. pissoa
(
04/04/2005 17:39)
iartistika> Sao dia akaiky an'i Mifenty kosa le sipoa izy de any aminy no alefa ny tapi-maso
14. yonikafopl
(
05/04/2005 14:59)
tsssss nareo kou, tsy hita be niany, mitsotra le ol hanalana, miolaka njay asaina mitsotra inn ihany eee!!!
za saika hiditra kandida nefa kay tsy mou tsy izy fa tsy any Tana kle :roll:
aleo ihany hionona am le iray izay :wink:
za saika hiditra kandida nefa kay tsy mou tsy izy fa tsy any Tana kle :roll:
aleo ihany hionona am le iray izay :wink:
19. felampaiso
(
06/04/2005 10:43)
raha vao miresaka hoe "neo" dia ohatry ny mieritreritra an'i matrix sa mitovy @ k.reeves i hajaneo , iny mantsy voalaza tato @ serasera hoe anisan'ny bandy bogosy indrindra, hihihi...
20. kali
(
06/04/2005 15:43)
joba mirevy single ny aty mitady trano ipetrahana ohatran'ny @ FRIENDS; 8-) ^:^ :-@ :p