Mpiompy vorona
1. mandrindra
(
01/04/2005 14:21)
Rakoto dia manampitiavana manokana ny vorona. Nanangana toerana lehibe izy hiompiana karazana vorona maro samihafa. Rehefa nihamaro anefa ireo vorona dia tsy vitany intsony ny nikarakara irery fa nila mpanampy izy. Nanao afisy milay be ranamana dia nataony teo amin'ny vavahady :"Mitady mpanampy hikarakara vorona, karama mirary". Sendra nanadalo ary ity tovolahy iray dia nandondona. Noraisin-dRakoto ranamana ka nanomboka ny fifanakalozankevitra.
Tsara daholo izany resaka izany hoy Rakoto fa andao hanao test pratique kely.Dia hoy i Rakoto ity misy boky namboariko misy ny sarin'ny vodin'ireo karazana vorona rehetra misy ato. Ho asehoko anao ireo sary sasany dia fantaro amin'io sary io ny anaran'ilay vorona.
Rehefa avy nampiseho sary sahabo ho 10 Rakoto dia kivy fa tsy nisy fantatr'ity tovolahy ilay vorona na iray aza.
Hany faraherin-dRakoto dia hoy izy :"Tena manahirana fa tsy mahalala vorona mihitsy ianao nefa omeo ahy ihany ny anaranao sao miova hevitra aho".
Nitsiky ilay tovolahy no sady nitodidamosina an-dRakoto, nampidininy ny patalohany dia niondrika izy no sady niteny hoe :"Fantaro amin'io ary ny anarako"

novalian'i mandrindra ny 11/04/2005 10:02
8. pitchou
(
03/04/2005 18:45)
mandrindra> nanao ati-pataloha ve le tovolahy sa tonga d le deriera no hitan'i rakoto?
9. iartistika
(
03/04/2005 18:50)
nga ko le vorona nanao ati-pataloha?? de tonga zany de mety derika avy hatrany...
10. loum
(
03/04/2005 20:06)
de mba mety ho iza hono ny anaran-lery @ zany,mety ho anarana hafahafa an , sa ahoana hozy nareo? :lol: ^:^
11. mishou
(
03/04/2005 20:35)
voa tsara izay ilay mpiompy vorona, karama ve rangahy tsy milay dia vodim-borona no fantarina.
Fa mety ho Bevody no anaran'ilay rananmana nitady asa.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Fa mety ho Bevody no anaran'ilay rananmana nitady asa.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. moi
(
11/04/2005 07:24)
Tsara ka ! Tena nihomehy aho ka mba alefaso eto mihitsy ilay sary tao amin'ny boky nanaovany test fa sao dia ilay zalahy io mihitsy no tsy alehany !
Tsy ekena ny sarim-bodimborona maloto an !
Tsy ekena ny sarim-bodimborona maloto an !
15. mandrindra
(
11/04/2005 10:02)
Rehefa mahay ohatran'io rangahy io dia mandehana eny amin'ny plage fa mety ho manja.