RENCONTRES AMOUREUSES
27. dadabe
(
10/04/2005 16:48)
sady zah efa nahita bebe tato ka elo ato ihany le ,asakasak'elaisany zay tsy mbola nahita kle
28. majakely
(
18/04/2005 14:23)
jereo ange ny mombamomba anao dadabe eh ! asa raha zah aloh no diso fa vehivavy ianao no voasoratra tao ! sa :?:
29. iartistika
(
18/04/2005 18:05)
k'efa nahita bebe fotsiny izy na vehivavy aza ko! ny mahita no tena zava-dehibe :-D :-D ,de mitondra mody avy eo..
30. bainakely
(
25/05/2005 12:12)
dera:
koezy
izy ity anie dia fanalana azy hoatry ny olona manala azy rehetra e :?:
yesss f\'nalan az
32. Herytae
(
24/06/2005 10:29)
Slt dôly! za rangahy zao vao mba mitady a! sao mbô misy t'kou? ato?:roll:
34. mbix
(
29/08/2005 10:49)
domoiina:
bellesirene:
Je vous invite à consulter lovial.com nouveau site de rencontres amoureuses simple,convivial,efficace pour trouver l'amour quelquepart au monde ou près de chez vous....
mba ohatran'iza kai ndry io ry domoina fa mahafinaritra b ana ny anaran-dry(l)
:cry:
Fa i bellesirene kalou sao dia tsy gasy? :-) sao dia vazaha mampiasa ny site gasy hanaovana pub fotsiny?
Nahitsin'i hery
slt bellesirene, fa hono hoa ianao manokana nga nahazo tombotsoa tao @ io site io, mba tina ho fantatra alohan'ny ankanesanay any