RENCONTRES AMOUREUSES

1. bellesirene ( 30/03/2005 12:23)
Je vous invite à consulter lovial.com nouveau site de rencontres amoureuses simple,convivial,efficace pour trouver l'amour quelquepart au monde ou près de chez vous....


:cry:
Fa i bellesirene kalou sao dia tsy gasy? :-) sao dia vazaha mampiasa ny site gasy hanaovana pub fotsiny?

Nahitsin'i hery
novalian'i mbix ny 29/08/2005 10:49
2. moutah ( 30/03/2005 16:23)
sali enao,
de mba andramandramana fotsiny sao de misy fo mitempo sy mifanoja any ho any.
mampime hoy enao? tsy manninona fa avereno aty ny ahy.
moutah :roll: :?:
3. jhonsonzao ( 31/03/2005 10:25)
ops eo il y a qulq un eo je suis perdu
4. dera ( 01/04/2005 19:06)
koezy
izy ity anie dia fanalana azy hoatry ny olona manala azy rehetra e :?:
5. babany ( 05/04/2005 06:35)
serieuse be mitsy bellesirene zany a!fa tsra angaha zan site zany ?za aloha aleoko serasera e!
:D
6. fijo ( 05/04/2005 20:20)
ie seraseraihany dia vita e
7. cutie ( 06/04/2005 05:05)
kay ve ny serasera rencontres amoureuses e. :-D
8. iartistika ( 06/04/2005 18:09)
mety efa betsaka ihany no nitondra nody tato ah?? sa ahoana? :roll:
9. fijo ( 06/04/2005 21:33)
izay mihintsy.misy mahita ato ry citie an.ndry izao toa hoe nahita an'i ramaso ko
10. iartistika ( 07/04/2005 08:23)
:? :?
11. sonwin ( 07/04/2005 10:02)
ary io zazavavindrano io dia ny manao pub site rencontre foana ny ataony raha vao miditra eto...eto anefa serasera be mihitsy :wink: ..aiza elah frera amizao an?
12. haingo23 ( 07/04/2005 10:48)
Sao dia misy tombotsoany manokana leitsy ao ambdik'izany pub ataony izany a! Hitady sipa ve dia anaovana pub???
13. domoiina ( 07/04/2005 14:29)
bellesirene:

Je vous invite à consulter lovial.com nouveau site de rencontres amoureuses simple,convivial,efficace pour trouver l'amour quelquepart au monde ou près de chez vous....


:cry:
Fa i bellesirene kalou sao dia tsy gasy? :-) sao dia vazaha mampiasa ny site gasy hanaovana pub fotsiny?

Nahitsin'i hery

slt bellesirene, fa hono hoa ianao manokana nga nahazo tombotsoa tao @ io site io, mba tina ho fantatra alohan'ny ankanesanay any

14. dadabe ( 07/04/2005 15:03)
sonwin>aiza frera a,sa isika hanala azy koa any ?iartistika >ho any ve???????/
:( :( :( tsy aleo ihany ve ny ekipa solidan-drahery le hihihihi :D de ampy e
15. sonwin ( 07/04/2005 16:50)
:lol:
16. fijo ( 07/04/2005 21:27)
tandremo hono ny antson'ireny zazavavindrano ireny fa maharendrika an;ato ihany ryy namana isany o
17. sonwin ( 08/04/2005 15:26)
ato ihany ry namana isany o
18. iartistika ( 08/04/2005 16:08)
tsy an-kiala!!!
19. cutie ( 09/04/2005 04:42)
ato ihany no ahitana soa e . lol
20. lilbon ( 09/04/2005 06:38)
:) mahita zay tadiavn dol o!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2718