ny praiminisitra manatavy ny filoha

1. bekibo ( 23/03/2005 01:06)
Ny sakafo mampatavy nomen'ny praiminisitra ireo filoham-pirenena nifandimby:

Ra8 voky sylla-body...akoho :-D
Deba voky faikan-tantely:-D
...


Zafy rehefa avy voky sAvony dia nihinan'ny Emmmmanuel ka tsy tafatobmon-tsirakomana ntsony :-D
novalian'i sonwin ny 24/03/2005 16:28
2. sonwin ( 23/03/2005 08:49)
Ianao voky ranony sy mpitela-kafatra hany ka lasa bekibo...ary toa efa kibotaina be mihitsy aza ranamana izany an
3. sechat ( 23/03/2005 08:49)
:lol:
4. dadabe ( 23/03/2005 17:09)
sonwin>hihihi20/20
5. welie ( 23/03/2005 17:54)
Blague à deux balles!!!
Bizzz sonwin sy dadabe... Hita fona koa nareo zany... :-*
6. dadabe ( 24/03/2005 09:49)
welie>tsy misy madinika angaha mba omena anay mitsam de (l) + :-* koa ny andry
7. sonwin ( 24/03/2005 16:28)
welie> eto kosa njy mitsikitsiky milay an..tary za natahotsa mafy mihitsy :-*
dadabe> asio blag frera a ..jereo nge ilay sary kely misesy ireo fa miara-mirona amin'ny welie isika e ha ha ha...fa ialahy no hitako tena mankafy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455