Namana Ver. 2.0 : Hivoaka tsy ho ela

1. hery ( 18/03/2005 15:05)
Eo am-pikarakarana ny takelaka Namana Tao faha 2.0 izahay amin'izao fotoana izao.

Mila faharetana kely fa andro vitsivitsy sisa...

Jereo ny hafatra amin'ity lohahevitra ity hijerenao ny fivoarany.

Hery
novalian'i hery ny 24/03/2005 13:52
2. hery ( 21/03/2005 15:23)

Ho an'ireo izay te hanandrana sy te hanome sosokevitra

http://serasera.org/namana2
3. hery ( 21/03/2005 18:45)
Ny zavatra efa azo atao

- Mamaky hafatra
- Mandefa hafatra
- Mamaly hafatra
- Lisitry ny namana

http://serasera.org/namana2
4. hery ( 21/03/2005 18:55)
Vita indray koa

- Hanome bizoroka
- Ny biz'oroka azoko
- Fanazavana
- Hampitombo tahiry
- Namana be mpitia

http://serasera.org/namana2
5. hery ( 22/03/2005 07:51)
Azonao jerena ihany koa

- Ny lisitry ny namana nifidy anao ho namana manokana.
- Ny lisitry ny namanao manokana.

http://serasera.org/namana2
6. hery ( 23/03/2005 07:25)

- Nisy fanitsiana kely natao momba ny fandefasana hafatra
- Afaka mandefa hafatra ho an'olona mihoatra ny iray (sarahana amin'ny faingo ,) fa tsy mihoatra ny 5
7. hery ( 24/03/2005 13:52)
Efa azo jerena ny sarin'ny mpikambana rehetra

http://serasera.org/namana2/?rub=sary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4865