Faille de sécurité momban'ny sary

1. aristar ( 08/03/2005 18:22)
Misy faille de sécurité momban'ny sary ao @ Freetsy sahala ny ao @ FreeSurf.
Raha mampiasa an'i Teleport Pro na Teleport Ultra dia hazo siphonner daholo ny sary ao @ Free (http://smile.for.free.fr/sary/) na ireo sary natokana hoa any ny namanako ihany aza. Ao @ FreeSurf dia protégé ny répertoire misy ny sary (http://vokovoko.freesurf.fr/sarynamana/)
2. hery ( 09/03/2005 07:21)
Vita soa amantsara...
Tsy noheveriko hisy hitsikilo any :-)
3. intelligenzia ( 09/03/2005 22:12)
oh ra-hery a! ny CIA miseho ho matanjaka aza lesy tratran'ny espionazy fa tsy atahoran-dry zalahy.
sary afenina ho an'ny namana manokana ve tsy hanitikitika ny sain'ny sasany le :-D sady tsy misy arakaraka :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1526