Mpangaro-paosy
1. Ovybe
(
02/03/2005 16:59)
Raha nisy nangarona ny paosinao dia inona no mety hataonao ?
novalian'i iartistika ny 19/03/2005 17:54
5. intelligenzia
(
03/03/2005 13:07)
amizay lesy izy faly sy mafana fa aty aminay ange zao firizy be mitsiny e :-D
6. iartistika
(
03/03/2005 15:01)
Nenà ngamba hosorako sakay ny dibovalany mba tsy hamerina intsony!
7. Maxou
(
04/03/2005 15:38)
Raha ny paosy tsy de maninona fa efa fahita ireny manko fa raha ny any anatiny sy ny mety ho lavi-davitra noho izay na ny ambony na ny paosy ambany de tena hanahirana koah!
ko tsy aleoko ve ra -ona mitsaoka!hihiiiii!
de raharaha anie izy itony fa tena efa misy specialiste rizalahy, fa naky agny am-pandihizana aza misy mpangaro-paosy, hihhiiiiiiii! :-o :lol: :-P :-*
ko tsy aleoko ve ra -ona mitsaoka!hihiiiii!
de raharaha anie izy itony fa tena efa misy specialiste rizalahy, fa naky agny am-pandihizana aza misy mpangaro-paosy, hihhiiiiiiii! :-o :lol: :-P :-*
8. Ovybe
(
06/03/2005 15:52)
Dia inona ary no ataonao mba hisorona io fangaranonana paosy io?
Omeko amin'ny manaraka ny valiny
Omeko amin'ny manaraka ny valiny
11. iartistika
(
06/03/2005 20:40)
De raha tsy tanana no vôketok'iny ao ry booboo :-D :-D ,loza.. :^) :^) dray dray!
12. booboo
(
07/03/2005 09:46)
tadidina fotsiny oe tsy manao tanana am-pôsy dé tsy mipelipelika lôtra refa mandé kah =)) =))
13. iartistika
(
07/03/2005 17:51)
Mety ho anareo sipa zany, :roll: :roll: ,fa ny anay mety riska be koa!tsy misy eny an-tsena anie le an..eh :-D
15. intelligenzia
(
12/03/2005 01:55)
iartistika> totam-bolavo lesy no resahana fa tsy tranom-bolavo a :-D
17. booboo
(
12/03/2005 11:00)
:-D :-D (petite souris qui dance, où est le chat, il n'est pas là, ......)