Mba tandremo ihany e!!!

41. booboo ( 17/03/2005 11:33)
tsy nety angamba ilay méthode nampiasainy t@ ni-décoder ilay morse :-D
42. cutie ( 17/03/2005 13:14)
hihihihihihi dadabe
ary dadabe zany olona manao ahona raha resaka fetsepr??
43. methode ( 17/03/2005 16:53)
dadabe> Ka izay indrindra no nahadiso azy ko!! Efa hoe gasy 100% ka mbola sovietika sovietika!!! Lasa maloto le izy!!!
Tena tratran'ny retoro dage marina dadabe ko!!!
44. dadabe ( 18/03/2005 06:40)
methode> :wink: :wink:
cutie>resaka fetsepr izany tsss feno fitaka izany manjary tsy milay ny environnement,manjary lasa misy te ho lohany raha resaka fetsepr fotsiny no atao,mitovy ihany @resaka lindinakika izay (jereo fanazavana ao ambadika ao nataon;i iartistika ) :P de ampy a
45. cutie ( 18/03/2005 19:49)
tsy azoko dadabe :-@ :-@ :-@
46. methode ( 18/03/2005 23:20)
Cutie> Njy koa wa mbola zaza de tsy mahazo an'izany ko!!! Hihihi!!!
47. naej ( 27/05/2005 07:40)
[vao nahita ilay lohateny zay de lina ery kanjo...]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3844