Mba tandremo ihany e!!!

21. dadabe ( 05/03/2005 08:45)
fa angaha ny razana mitahy?de tohizo rangahy ilay izy a,tantarao le eo ampovoany (mandritra ny alina ???????)elah tsy milay fa tapahin'lah eo antenatenany le resaka kle ,zah miandry aaaaa,tsyky de ampy ee
22. iartistika ( 05/03/2005 12:57)
le :* ve zany ry Bedada?
23. methode ( 05/03/2005 20:34)
De izao aéry no niafarany!!! TSy sahy nivoaka ny trano izy roa fa menatra dia nihidy trano tao nandritra ny andro!! Efa alina be ilay vehivavy vao nody nanara-drindrina!!!
Vita tompoko!! =)) =)) =))
24. iartistika ( 05/03/2005 21:24)
:-@ :-@
25. methode ( 09/03/2005 22:31)
iartistika> Ny vola averina dia raisina any amin'ny madaman'i methode (Tsy ilay tratra ny tanjaka an)alohan'ny faha 15 n'ny volana . Izay diso adiresy manonitra avo roa heny ny tapakila novidiany!!!
26. cutie ( 10/03/2005 16:37)
tpt za methode. lolllllllll
27. methode ( 10/03/2005 23:35)
cutie> Fa maninona njy? Sao voan'ny mandoa avo roa heny eo!!! =)) :-$
28. cutie ( 11/03/2005 16:19)
mahita atao wa methode e. lollllllll
29. cutie ( 11/03/2005 18:04)
dadabe in ny dikan'zany fetsepr??
30. methode ( 12/03/2005 00:06)
cutie> Hihihi! Tsara zany raha mahita atao ko!!!
31. cutie ( 13/03/2005 22:03)
hummmmmmmmmmmm nisy namafa le dikan-teny teo dadabe, fa in no tena ny dikany marina??
32. dadabe ( 14/03/2005 10:44)
cutie>hhmm aoka ihamny fa sao tratran'ny voirie eo ka zay vao loza ,nefa efa nokodeko le izy a :roll:
33. iartistika ( 14/03/2005 18:06)
F'angaha lty mamay be mitsy zany voirie zany,mety vôfafa ko zany @ ty petsam-bava ty? :roll: :roll:
tanjemo zany bedada ah :-D :-D
34. methode ( 14/03/2005 18:33)
iartistika> Mety maloto ngamba le napetrany teo!!! Hihihi
35. cutie ( 14/03/2005 21:34)
iza zany mpiasan'iny voirie ato zany methode??
De tsy hahay ny dikan'le teny mihitsy zany za. :(
36. dadabe ( 15/03/2005 13:42)
cutie>anontanio an'i methode hihihihi :D de ampy e
iartistika>misaotsa zandry e (l)
37. methode ( 15/03/2005 22:21)
cutie> Tsara ny tsy ahaizan-jy azy sao de lasa maloto mitovy amin'i Dadabe eo koa njy!!!
Dadabe ity ve zazakely be taona sa tratran'ny retour d'âge e???
38. cutie ( 16/03/2005 19:29)
lol methode.
soa ihany fa nisy an'i methode . :)
:-*
39. methode ( 17/03/2005 00:50)
Cutie> Aza manonononopoana ny anaran'i Methode wa!!! Hihihi :lol:
40. dadabe ( 17/03/2005 11:05)
methode>fa angaha moa zavatra maloto no teo????????????
cutie>ny hoe fetsepr dia teny sovietika ,fototeny fetsy,fanatsarampeo epr,milatsaka ny y,de zay hehehehe izany hoe raha milaza izany hoe i methode fetspr = methode izany olona lalintsaina ary tena fetsy .
methode > :wink: :wink: :D de ampy a (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1718