mino sa tsy mino
21. moi
(
04/03/2005 08:31)
Zaho aloha dia mino e !
Mino aho satria anisan'ny miaina isan'andro ny fahatsarany (Izay no tsy hitovizako amin'ny tsy mino) na tsy mendrika izany aza ! Tsy olona spécial akory aho ka dia Merci Dieu fa mino Azy amin'izao taon-jato mahakely finoana izao !
Ho an'ny mpanana mantsy, vohaina fotsiny ny frigo dia raisina izay tiana ; Rehefa manam-potoana kely dia eo ny ordi, dia manao Internet ! Ka ataony inona izay fivavahana ? Ny mahantra indray dia sahiran-dava amin'ny fitadiavana izay hohanina androany, tsy dia misy fotoana amin'izay fivavahana. Ny eto an-tany ihany izao no hatrehina.
Fa sarotra aloha ny mino e. Ny Tenin'Andriamantra aza misy manao hoe Rahefa ho avy ny Zanak'olona, moa hahita finoana ety ambonin'ny tany va Izy ?

22. annie
(
08/04/2005 22:18)
mandrindra! aza de manimbazimba re e!Te hitasy sujet fotsiny enao hoe inn ndray no ho teneniko hitaritako resaka?
Bravo moi!
Efa voalazan"i baiboly izao fiainan-tsika miha -sarotra izao,ary vao maika hidina any andavaka isika raha tsy mivavaka sy mifikitra mafy amin'Aa
Ao @ baiboly ao misy teny hoe"ary @ zany andro izany dia hisy fidradradradrana mafy" io teny io de ho an'izay tsy mino na minia tsy mino ka hanenina izy @ zany andro izany
namana

23. lilbon
(
09/04/2005 06:33)
Kalii> salii!Le mino an'A/tra hafa mintsy fa ts'izany fitiavana zany fotsiny kou.
24. mandrindra
(
11/04/2005 09:58)
Annie, tsy fanimbazimbana mihitys izay lazaiko eto, fa hevitro manokana, valin'ny fanontaniana napetrak'i 1kd100 amiko ireo. Aminao izany izay tsy mitovy finoana aminao dia tsy afaka maneho ny heviny?
25. annie
(
11/04/2005 10:04)
mandrindra! fa enao ve aloha mino sa tsy mino e! eto enao toa milaza fa tsy misy finoana, ary ambadika enao milaza fa mahay tsara ny baiboly,sa ve fitiavana te hiresaka?
27. marozevo
(
29/04/2005 00:45)
Annie > Marina kosa ny an'ilay ranamana io eh. Marina ny an'i Mandrindra hoe HEVINY NO LAZAINY fa tsy manaratsy kosa aloha i mandrindra e. safidin'ny saina sy ny fo sy ny fanahy sy ny fitiavana ny finoana ka izay no safidiny, hajao izy dia hanaja anao. Saingy tsy azonao raràna tsy hamaky baiboly izy... azon'ny tsy mpino atao tsara ny mamaky baiboly rehefa tsy manimbazimba izy. Zara aza izy mamaky koa ho raràna ndray ve .
28. mandrindra
(
29/04/2005 15:45)
annie, ny fahalalana ny baiboly ve dia midika finona. Sahala amin'ny boky rehetra io amiko, vakio dia ekeo na tohero izay voalaza ao.