fa maninona kay ny vehivavy nomenatra
61. xxx
(
05/04/2005 15:20)
Aza d masiaka aki ry pitchou a!!! Ndry koa akiii! K nenay nge efa jerenay f'lé tsy anananay no mba tinay ho hita e! Sangisangy re ny ahy e!
62. iartistika
(
05/04/2005 15:37)
ny anay tsy misy mihitsy matoa zay mijery,mijery fotsiny fa tsy mikitkitika...
63. pitchou
(
05/04/2005 18:39)
iartistika> ny inona no tsy misy mihitsy? ary tsy normal ange enao raha izany e! maninona raha manao chirurigie plastika d asiana ze tsy ampy?
67. tsotsoa
(
14/07/2005 07:41)
ka hono wa e, aona no ataonareo lehilahy ireo raha ny sipa miaraka aminareo eny an-dalana no tratra ireo trangan-javatra rehetra ireo...de tsy mba menatra koa ve 'nareo? asa...