fa maninona kay ny vehivavy nomenatra

1. joda ( 19/02/2005 14:25)
fa ùmaninona kay ny vehivavy no menatra raha toa ka ingain'ny rivotra ny zipo dia hita ny slip e tsy azoko... :idea:
novalian'i tsotsoa ny 14/07/2005 07:41
2. poupounesana ( 19/02/2005 14:39)
zny v d tsy hahamenatra eh!
3. ikaretsaka ( 19/02/2005 14:53)
joda> ahoana ny an'ialahy raha madeha tsara iny koa ohatra de nipitika ny bokotra pataloha de niborotsaka?
4. iartistika ( 19/02/2005 15:59)
de nikirozaroza,de tsy menatra?
5. Mija ( 19/02/2005 17:07)
Raha enao izany no vehivavy de tsy menatra raha tratran'ny toy izany ?
6. Mija ( 19/02/2005 17:09)
Raha enao izany no vehivavy de tsy menatra raha tratran'ny toy izany ?
7. tsaragasy ( 20/02/2005 03:58)
[quote=joda]
tsy misy dikany
8. ikaretsaka ( 20/02/2005 03:59)
amiko aloha misy kategoriany ilay izy e
1) arakaraky ny toerana ahitrangan'ilay zavatra!

2)raha nitanjaka be hoe tsy nislipy na nanao stringy rao ambany zipo ka hita ny.. de bebe kokoa angamba ilay degree an'ny fahamenarana nohon'ny hoe kay cycliste ohatra ny tao na justokor!

sa ahoana
9. Ramaso ( 20/02/2005 05:57)
tsss tsy milay kosa le we mbo miainga hono de juste au corps nefa zay mbo nanatena string
10. iartistika ( 20/02/2005 09:10)
Nanantena tsy misy mihitsy zao ramaso ko! =))
11. dadabe ( 20/02/2005 10:25)
ka rah atsy zistokor fa kalisaonina de ahona hahahah=))
12. pitchou ( 21/02/2005 20:06)
karetsaka 19-02-2005 17:53:25
tsisy bandy mamaly le fanontanianao fa mahagaga! tena tsy mampiraika an'i joda tokoa ve raha sendra voasaringo-javatra ny patalohany d niborotsaka hita daholo ny tao anatiny?
d ahoana hoy ramaso raha sendran'izany ramaso?

raha izaho aloha dia menatra aho satria matoa aho nanao akanjo sy zipo dia ny mba tsy hahitan'ny olonaze ao anatiny ao e!
13. fijo ( 21/02/2005 23:43)
le fanontaniana koa anie toa mananihany e.tokony hanontaniana i mama de azo ny valiny
14. ikaretsaka ( 22/02/2005 00:37)
ny tampoka tsy maintsy misy.. fa arakarak'ilay ao anatiny hoe ny fahamenarana
15. fijo ( 22/02/2005 23:36)
ka rariny raha menatra izy ha zavatra nafenina ve no hitan'ny olona
16. Ramaso ( 23/02/2005 06:11)
ka tsy nitanjaka ange lety izy raha cycliste na zistakor ny tao ambanin'ilay zipo e

fa raha minizipo sy stringy kosa ka votsokan'ny livotsa ka menatra..izy ny te hanao ko
17. fijo ( 23/02/2005 22:52)
ka iny letsy mba natao tsy ho hitan'ny rehetra an.izay no hilazan'ny gasy azy hoe "fanao anatiny"
18. pitchou ( 25/02/2005 20:48)
zay le izy ramaso!
19. fijo ( 01/03/2005 21:42)
efa hainy izany ka
20. ravatorano ( 02/03/2005 09:29)
menatsa kosa raha kobon olona ny sligany eh
ny an ny kofa aza biragety mivoha efa mahatsemboka kouh nefa misy takona ilay izy amin ny mbala ao :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2151