tratra

21. pitchou ( 07/03/2005 18:04)
ko tsy mety satria karetsaka mahay an'le izy ko! manjary otran'ny mifosa
22. fijo ( 08/03/2005 22:16)
lazao hoe ko
23. pitchou ( 09/03/2005 18:01)
zay ndray le fijo! efa we tsy mety ny ilazana azy eto!
24. fijo ( 09/03/2005 23:07)
lazao ary ambadika ary ary e
25. iartistika ( 10/03/2005 17:03)
Tairo eto rangah fa aza maka zorony ah! :-D :-D
26. pitchou ( 10/03/2005 18:34)
jerevo fa lasa liana hatr@ iartistika! hataony ao anaty cadre eo fa!
27. fijo ( 10/03/2005 21:39)
aleo wa ary ambadika
28. pitchou ( 12/03/2005 16:58)
sao d lazain'ny namana fa manao resaka ambadika eo ko!
29. fijo ( 16/03/2005 22:41)
ka izay no tsy hilazana azy eto ko
30. pitchou ( 17/03/2005 19:41)
sady efa fanatrao ko ange le valiny fa enao ko mody fanina e!
31. iartistika ( 17/03/2005 19:44)
zà koa ho any ambadika leaza ah! :-D
32. pitchou ( 17/03/2005 20:44)
tsssss! inn aza ty manarakaraka ty!
33. fijo ( 17/03/2005 23:16)
aza manaraka moa letsy e
34. pitchou ( 18/03/2005 12:24)
tsy misy anaovanay resaka an-jorony! :roll:
35. fijo ( 23/03/2005 22:02)
izay mantsy wa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1462