tratra

1. fijo ( 16/02/2005 23:25)
za moa dia manaraka ilay fandaharana "santé"
dia niresaka momba ny firaisana ry zareo tao androany.ka ny resaka dia ilay olona maty eo ampanaovana na minitra vitsy avy eo.misy fomba filaza azy moa ilay izy fa tsy tadidiko
novalian'i fijo ny 23/03/2005 22:02
2. fijo ( 16/02/2005 23:32)
fa izay le resaka fa voatsindry tsy nahy dia lasa,
ny fanaovana hono mampisondrotra be ny tosidra ka dia mahafaty tampoka ny sasany.
dia nandray ohatra ry zareo,ka eto ilay tratra.
ny olona malaza efa voan'izy io dia ny filoha frantsay taloha."felix foire" sy iza hoy ianareo.ny "papa Pi lv"
dia lasa ny saiko hoe kay ve ireo ao ambony ao ireo ka........
3. intelligenzia ( 17/02/2005 09:20)
reo no tena dray dray dray....aza ny ataoko no atao fa ze lazaiko tanterao
4. pitchou ( 17/02/2005 17:49)
neverin'i fijo hoe nanao voeu de chasteté teo anatrehan'ny fireneny kosa ngah rizareo? :lol:
5. ikaretsaka ( 17/02/2005 21:42)
ka io ange ry fijo mitovy @ ilay resak'ilay "vonjeo ny fianakams ary ihany e"
6. fijo ( 17/02/2005 22:17)
le izy hoe papa ane letia no tena loza e,dia vao nikaroka momba io aho dia vao nisy cardinaly vao niharan'iokoa tamin'ny herintaona
7. ikaretsaka ( 17/02/2005 22:34)
nga lety pap asy kardinaly ihany an.. fa nisy pasitera koa aza..
dia nisy bandy nanao these na antropol ko aza hoe nananona i Ranavalona dia niakatra ny tension-ny (karazan'io) de tapaka lalan-dra de zay no nahafaty anazy
8. fijo ( 17/02/2005 22:43)
i ranavalona aloha dia olona tena tia an'io zavatra iray io ary mandra k'izy antitra mbola tsy manaiky fa mampaka ankizy eny isotry.
9. pitchou ( 18/02/2005 03:48)
d inn no problema @zany? matahotra mafy ngah nareo 2lahy sao tratrany?
10. iartistika ( 18/02/2005 17:26)
NY gasy mihitsy no tena mirevy an'io lalao io!ny vazaha miresaka fotsiny fa ny gasy tonga de lasa....
11. Ramaso ( 18/02/2005 18:18)
misy ihany ny gasy lasankjovavany fotsiny ko.. surtout ny sipa
12. pitchou ( 18/02/2005 18:43)
ary efa be traikefa marina enao izany ry ramaso an! tsy arakaraky ny maha mbola kely anao?
13. Ramaso ( 18/02/2005 18:46)
aza ny ankeliko no jerena wa fa ny habean'ny nononao
14. pitchou ( 18/02/2005 20:17)
hum! tena lasa mampieritreritra ahy enao ity ramaso an! anontanio hoe i neninao sao d tsy mbola afapo akory enao t@ mbola kely d nosarahany nono?
15. fijo ( 21/02/2005 22:24)
hi hi hi lasa manao resaka nono foana ve ry pitchou.za aloha ry pitchou raha maty eo izany faly e.maty eo ampahasambarana ve ko
16. ikaretsaka ( 21/02/2005 23:13)
meo nono izy de mangina e
17. pitchou ( 22/02/2005 19:29)
lasa indray i karetsaka! asaivo omen'i ... e!
18. fijo ( 22/02/2005 22:15)
iza ry pitchou
19. pitchou ( 25/02/2005 18:39)
hain'i karetsaka hoe iza!
20. fijo ( 28/02/2005 22:36)
lazao ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1632