Sekezem tantara kely :-)
21. ikaretsaka
(
21/02/2005 21:53)
ary nen'ilay tantine ty tadiaviny pehana daholo ny fianakaviany le
ny dadabe, ko ny zanakanadahy ko ..
ny vady koa atsy ho atsy
kalma ihany e
ny dadabe, ko ny zanakanadahy ko ..
ny vady koa atsy ho atsy
kalma ihany e
22. pitchou
(
22/02/2005 20:02)
inn ndray aza no mahaosa an'i karetsaka eo? fitezana azy ho hendry zany! sady matoa izy mbola mamerina tsy mafy be zany ny kapoka!
25. pitchou
(
25/02/2005 19:08)
ka inn no tianao azany e! fekibo sa karavasy sa ratsa-paiso sa langilangy sa inn? fa raha tanana fotsiny mety hahasafotra anao d tsy mety
