Za apenaro hono

4. ikaretsaka
(
12/02/2005 19:51)
tsara ny mianatra! ary deraiko ny fandavantena hianatra!
fa maninona kay no hoe i Kofi Annan?
mba eritreritra fotsiny ny ahy io an
fa maninona kay no hoe i Kofi Annan?
mba eritreritra fotsiny ny ahy io an

5. xxx
(
15/02/2005 08:32)
A propos de Toliary:
POUR QUI SE PRENNENT-ILS? 8O
GDI:
...ny ben’ny tanànan’Antananarivo Patrick Ramiaramanana, izay nambaran’ny filoha fa havanana kokoa amin’ny fanarenana tanàn-dehibe. Izy no mety afaka hijery haingana izay fomba mety hanavotana an’i Toliary. “Tsy hoe tsy mahay ianareo, fa tsy ampy fotsiny ny fahaizanareo”, hoy ny filoham-pirenena
POUR QUI SE PRENNENT-ILS? 8O

7. stephan
(
14/05/2005 14:07)
Fianarana hatrany ity fiainana ity e! tsy misy fanaperana fa ny tena antitra sisa no tsy mety mianatra intsony

8. kitjo
(
14/05/2005 17:58)
tsitako ze olana, fa ra za ko mba manana moyen hianatra oh azy d nantsoiko dol ze afaka mampianatra.
ika> satria Kofi Annan no hitany teo d nanaitra azy d tonga d hoe io,
ika> satria Kofi Annan no hitany teo d nanaitra azy d tonga d hoe io,