Fivavahana, fitaizana, fahalalahana, fitsorana, filazana ny

21. Ramaso ( 07/02/2005 14:05)
fa raha samy katolika io tena ooooay blagy zany
22. pitchou ( 07/02/2005 18:58)
tsy voatery ka!
23. Ramaso ( 07/02/2005 19:30)
nenay lo de tena mandeha tsara daholo e..
any @ fianakavian-drabaofinay (katolika) de tena mazava saina be sy rehefa anontaniana de mamaly sns
fa any @ rabainina na hitehaka aza hoa de mahamenatra!
24. pitchou ( 07/02/2005 19:58)
fa raha sahala @ ramaso kosa kou alou d naleo ihany angamba le maotina be e!
sady angaha moa mahamenatra izany hoe maotina sy misy réserve izany? le olona mitantara ny fiainany @ze mandalo izao aza no hitako olana kou!
25. Ramaso ( 07/02/2005 20:04)
aleo ilay "easygoing " aloha e..
ilay montsina lasa miatsara velatsy fotsiny!
26. fijo ( 11/02/2005 05:47)
misy fandinihana mifandraika aby izay efa voalaza ery ambony na ny finoana na ny fitondran tena manokana.fa ny tiako hotsipihana kely dia ity.ny italianina sy ny corse dia samy kato maherivaika.ary ireo olona ireo no tena sarotiny indrindra sy tsy tia milaza izay momba azy.fitaizana koa izay.
ny protrs moa dia araka io efa voalaza io olona somary tia manome endrika ivelany"image" foana ka dia tsy tia miresaka toa izany.fitaizana koa izay.
ny ankabeazan'ny kato koa dia olona avy amin'ny saranga faobe" any mada io"hany ka zatra le resaka mandeha hoazy.
ary le honesty koa aza hafangaro amin'ny hoe filazana izay rehetra hita sy hay na momba ny tena.misy ihany koa le atao hoe "intime"izay tokony hajaina koa hoan'ny tsirairay.io dia tokony hajain'ny hafa koa.
27. pitchou ( 11/02/2005 21:00)
ie! ka zay nge wa e!
fa zà indray tsy dia mino we manome endrika ivelany! raha ny nitezana anao ohatra mialza fa isan'ny fanajana ny fomba fiakanjo raha mihaona @ olona, dia mazava ho azy fa mihaingo enao!
fa ny any @ kato kosa d ezahana ampiseho ho sahala @ mitovy ny olona! @ endrika ivelany ko izany!
d raha atohy @ resaky ramaso (zay tsy hita ze nalehany!!!!) dia samy fihatsaram-belatsihy avokoa!
28. ikaretsaka ( 11/02/2005 21:07)
marina aloha io manome endrika ivelany io e.. efa nandeha teto ilay heo fa manoiinoan no kata sns
29. pitchou ( 11/02/2005 23:35)
kou misy hafa inn @ le an'ny sasany hoe rebareba fotsy tsy misy filirony fa d joloka otran'ny gony kosa moa ny filozofian'izany?
30. Ramaso ( 12/02/2005 06:59)
ka le rebareba fotsy sy akanjo gody ange ry tantine tsy vidian aamina million eny @ paillon sy praderie fa zairin'i masera e!
31. pitchou ( 13/02/2005 08:01)
nga le vidiny no milaza inn fa tsy le izy e? sa avelanareo eny @ le akanjo ny etikety rehefa manao irony akanjo lafo vidy irony nareo?
32. Ramaso ( 14/02/2005 03:16)
betsaka ny mamela le etikety an.. le sarina voay e.. sarina mpitaingin-tsoavaly e. le sarina faingo mitsirara e! sy ny sisa
33. pitchou ( 15/02/2005 10:26)
iny tsy milaza ny vidiny ka! fa le etikety milaza hoe 120 euros na sahala @ zany
34. Ramaso ( 16/02/2005 05:04)
milaza kan! arako ihany tantine raha manao zipo fohy sy talons hoe taiza iny no novidiana de hotrinona ny vidiny, sy hoe manao malabary sy mitafy lamba!
35. pitchou ( 16/02/2005 18:56)
tsss! vandy izay ramaso! fa raha manao malabary gasy na mitafy lamba gasy enao alou d tonga d hita we te-hampiseho fa manana e! hihihi!
36. Ramaso ( 16/02/2005 19:58)
ie ko.. za zao manao combinaisons rehefa miangona de tonga de kobo oe mecanicien
37. pitchou ( 17/02/2005 18:44)
milay kosa zany kounou! hita hoe navela ny asa alou fa tonga ny ora ivavahana! raha sendra en panne zany le fanamafisam-peo d soa fa misy anao ao!
38. dadabe ( 20/02/2005 08:50)
:D :D :D
39. ikaretsaka ( 23/02/2005 08:47)
zany zany .. fa tsy heo sanatria may tampoka ny fiangonana de enao tsy afaka miazakazaka fa manao kapa be tady be mamatotra ny ranjo sy minizipo aloha de lany eo ampihetsiketsehana ny fotoana..
ary ho may ao koa izay tsy tokony ho....
aoka re!
40. dadabe ( 23/02/2005 13:47)
" ......raha nampoiziko ho may ilay tranonay.....dia naleoko ihany......." :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0893