zava-dratsy

41. yonikafopl ( 23/02/2005 20:33)
hihihihihi
dadabe ie le methode hananako tena tsara mihintsy ka!! :-$
42. methode ( 23/02/2005 22:52)
yonikafopl> Aza manonononopoana ny anaran'i methode!! Hihihi :-$
43. fijo ( 23/02/2005 23:24)
ny ahy dia ny namana mifanala baraka.
amafisiko io voalazan'i hery ery ambony io.zo ny manontany ,fa isika koa malalaka hamaly na tsia fa tsy misy terena,ka hajao izay fahafahan'ny sasany izay.
44. methode ( 24/02/2005 23:21)
Ny ahy kosa aloha tsy holazaiko eto daholo ny momba ahy rehetra e!!! Fa le mamoaka izay tsy tiako lazaina no tena tsy tiako eto!!! Hoan'ireo namana mahafantatra io!!! Tsy mandainga akory raha tsy milaza ny rehetra!!! Fa aleo tsy milaza toy izay mandainga!!! :}
45. booboo ( 06/03/2005 18:48)
ny anà koa lasa mampa- :evil: anà mitsy lé manaratsy beeeeeee fahatany ity raha ity. Dé faly hitabataba etsy sy ery fotsiny oe gna gna gna ity serasera ity fa tsy mahay mijery ny raha positifs sy ny tokony hanatsarana azy raha mahita hokianina zareo ! pffffffffffffff :evil: . Dé koa sady tsy manisy lanjany ny efforts sy fandavan-tenan'ny mpikarakara mitsy ny manao an'izany aminà (re- :evil: :evil: ). Coup de gueule-ko kely fotsiny iny fa :) dé ampy oun
46. yonikafopl ( 09/03/2005 19:41)
booboo hihihi
47. methode ( 09/03/2005 22:34)
:lol: :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.219