zava-dratsy

21. Nananie ( 07/02/2005 13:06)
sechat :-D
nenah le ol mpandainga ato no mahasosotra ahy. :p
22. Ramaso ( 07/02/2005 20:10)
de tsory fotsiny we tsy te hilaza ny marina aminao za fa marina tsy filaza zay!
sa ko de mahamenatra ny hilaza an izany?
23. methode ( 10/02/2005 09:19)
Ary tsy dia misy ratsy firy ato izany matoa tsy dia be resaka loatra!!! Hiihihi!Sa mahatanty daholo ny zava-miseho!!
24. yonikafopl ( 10/02/2005 15:15)
methode hiiihi
izay voalazan'i naritsimba izay no tokony ampiharina raha tiana hitohy sy hilamina ny finamanana ato.
25. ikaretsaka ( 10/02/2005 15:37)
izay mihitsy.. de rehefa tsy te hamaly ianoa de aza aporisihana hamaly ny olona de rehefa eo @ tournao de tsy mamaly ianao fa tsy manaja koa izay
26. methode ( 17/02/2005 11:06)
Mbola miandry ny sasany รด
27. dadabe ( 17/02/2005 13:04)
ny ratsy ve???samy manan ny fijeriny azy ,ny tsara amiko mety ho ratsy @hafa,ny tsra aminy mety ho ratsy amiko ,
ny ratsy dia ny lasankovavany
28. methode ( 18/02/2005 00:22)
Dadabe> Ka izay mihitsy no tiana ho fantatra ko!! Sao le ratsy aty amiko lasa tsara any!!! De alefako any daholo ny ratsy amin'izay mba mety hiova tsara izy any!!!! hihihi
29. dadabe ( 18/02/2005 04:00)
kiiiiiiii ka efa fantatrao ratsy kouss ve less de alefan'lah aty le ,aleo ihany amizao kle (l)
30. iartistika ( 18/02/2005 15:38)
revena mlay foana io leaza ah!
31. yonikafopl ( 18/02/2005 17:24)
hihihh ary natahotra indray dadabe marina? za kou manko saika handefa ny ratsy rehetra aty sao mba mivadika ho tsara marina any kle!!
Merci methode, izay ilay methoden'i methode
32. Ramaso ( 18/02/2005 18:35)
ne ratsy ko de le be vava nefa rehefa atao de sensible hono.. de be taraina ary
te hanao aminy eo ko
33. yonikafopl ( 18/02/2005 22:35)
IO ilay hoeizay tian'ny namanao atao aminao de mba ataovy aminy koa.
Fa raha mbola tsy nataony tamin-dramaso kosa aza atao azy eee
34. ikaretsaka ( 19/02/2005 00:08)
ary raha ilay miteny izy hoe ataovy ataovy de lazaina koa izy heo ataovy koa ny anao nefa tsy mety???
35. methode ( 19/02/2005 00:12)
Ikaretsaka< TSy azoko le ataovy ataovy???? Hihi
36. dadabe ( 20/02/2005 10:02)
ramaso>merci marina zany
yonika>tena manana methode tsara mihitsy anie indry ity e,marina mou . (l)
37. Ramaso ( 22/02/2005 04:38)
rehefa we anao bol de atao hatramin farany ny bol fa tsy we vokapa indraipa de miala !
38. dadabe ( 22/02/2005 07:40)
marina :?
39. methode ( 22/02/2005 23:18)
^:^
40. dadabe ( 23/02/2005 13:56)
:roll: :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1652