immigration canada

81. cutie ( 10/03/2005 16:02)
ralay aza atao be ny entana fa misava ry zareo eo @ borders. :*
Mbola tsy nahita an'le trano i intelligenzia io . lol
82. intelligenzia ( 10/03/2005 18:22)
ny entan'i cutie ono defa ampy zaraina faza mtondra tsony :-D
83. fijo ( 10/03/2005 21:33)
cutie za koa te hoany.
84. cutie ( 10/03/2005 22:18)
intelligenzia, tena tsssssssss
Ndao fijo a.
85. Ralay ( 11/03/2005 15:02)
Tsy maintsy mitondra akanjo mafana kosa less ry intelligezia fa mangatsiaka ny andro a :lol: sady tsy mitovy ny taille-nay sy cutie anie :-D
86. intelligenzia ( 11/03/2005 15:10)
tena pointiran'lah leti iny a. ;-)
87. cutie ( 11/03/2005 16:09)
nga za kiraro ry intelligenzia no atao an;zany . lolllllll
88. fijo ( 16/03/2005 22:28)
eny wa.
89. xxx ( 16/05/2005 00:29)
Raha mihevitra ny hoaty Canada ianao dia ataovy tsara ny dossier, tsy mila avocat, jereo ny site : www.immigration-quebec.gouv.qc.ca
sy ny
www.cic.gc.ca
dia ao no ahitanao ny lalana rehetra.
Eritrereto fa i Canada ihany izao no mbola mampiditra olona legalement. Ka dia mahereza ary e.

Namana avy eto Montreal

90. isambilokely ( 20/05/2005 05:10)
O ry lereto e ...

Jereo tsara klo ao tsy ao anatin'ny kritera fa aty dia Industrie de connaissance no ady eo. Mila mandinika tsara an'io aloha fa raha tsy manana izay profil zay dia mety ho lany andro be.

Tsy hoe rehefa mahay kajy na fizika na pazyoeby de hiondrana aty ... diniho aloha oe mba azo avadika chiffre ve ny ati-doha fa izay ihany hono no tena tadiavindry zareo ary mila top des tops konko. Mila gresy izy fa raha voa tsy misy gresy dia tsy kôty hono ko !

De ho tonga aty konko ve ireo mpanaratsy Amerika Avaratra ?

Mbilo
:lol: youpiiiiiiiiii
spoopy01.skyblog.com
www.amontana.com
91. xxx ( 22/05/2005 15:09)
te ilaza ndray rasambilo we ny cervelle-ny mety avadika chiffres matou izy any :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5893