immigration canada
21. fatsoraly
(
03/02/2005 22:19)
ikaretsaka> ka za tsy nanaratsy fa nilaza ny zavamisy. je l'ai constaté de visu! fa ny marina mahatafitohina dia izay voaresaka tonga dia mahatsiaro hoe noharatsiana.
quand même alo tsy izy rehetra an! fa betsaka ny gasy manao an'io any.

23. fatsoraly
(
03/02/2005 22:29)
ikaretsaka> hahaha :-*
sechat> tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ity: enao ve tafiditra @ io cas io? aza atao mahatezitra an. tsy voatery ho valiana koa :)

25. fijo
(
03/02/2005 23:15)
fatsoraly tsy teto ihany fa efa hatrary aloha ary no hita fa tia manambany gasy izany.marina io tsetsatsetsa io.
za aloha tsy dia misaina toa izay voalaza izay,fa na dia izany aza tsy dia mahita bandy manao toa io loatra aho aty ka.

26. bebe
(
04/02/2005 02:10)
fanga ratsy ny mitady lehilahy sy taratasy? mbola ho antitra nareo dia ahita e! ^^
27. Ralay
(
04/02/2005 04:47)
Fijo>Efa nanitsy kosa i fatsoralahy fa tsy ny gasy rehetra hono izany fa izy mahalala cas maro² fotsiny. :D
Aza atao faobe kosa ry fatsoralahy @ sisa e :-D

28. sechat
(
04/02/2005 09:46)
fatsoraly> za nge tsy tezitra fa mba variana fotsiny a satria za tsy mitovy hevitra aminao e!
cas? "ny gasy eto frantsa: ny bandy mitady vola sy papier mo ny sipa mitady bandy! "
fanontaniana 1: aiza enao no mipetraka? tsy eto frantsa? ahitsio a raha diso...raha manaratsy ny gasy eto frantsa enao de naman'ny manaratsy ny tenanao koa.
fanontaniana 2: enao ve tsy mbola nitady vola teto? ratsy ve ny mitady vola? ratsy ve ny mitady vady? ho an'ny mitady taratasy (le manambady vazaha ngamba no tianao tenenina?)raha izay no tiany inona no pb-nao? sa nokotianao izy de tsy nety? :-D anjarany izany ary izy mahalala ny antony nanaovany an'izany na lelahy izy na vevavy.
fanontaniana 3: sûr ve enao fa ny rehetra no manao an'izany no tonga de raisinao fahobe daholo? 8)
valin'ny fanontanianao tetsy ambony:
- za eto frantsa no mipetraka
- anisan'ny mitady vola satria miasa eto
- tsy anisan'ny mitady vady satria efa manana efa ela, gasy.

36. sechat
(
07/02/2005 09:51)
pfffffff hahahaha zay a vô tena tapa-tsinay. o ry hery a, misy mifamadika ngamba ny smiley nao zany an! :-*
37. Nananie
(
07/02/2005 12:01)
Ie za kou tratra teo. Le mba mitranga lela no tiko nalefa de zvt hafa no lasa 8)
39. fijo
(
07/02/2005 22:17)
sechat fatsoraly tsy eto frantsa ,ka izay no hanambanianay ny eto.
cutie,ndry eo akaiky eo ko tsy miondrana kely any.

40. Ramaso
(
12/02/2005 06:55)
sechat> tsy ny lelandry eo no mitranga fa... hmmmm aleo za tsy teny so vofafa