Empire TIKO

1. xxx ( 22/01/2005 06:48)
tsy nisy appel d\'offre marina ve? (SINPA - SOMACODIS - TIKO PETROLEUM etc...)

Now that he is president, Ravalomanana freely mixes state politics and business in a manner that has some labelling him a corporatist. The presidential airplane is registered under Tiko’s name. Asa Lalana Malagasy, a Tiko sub-corporation, has become the de facto public roads company. The largest media outlet, Madagascar Broadcasting System (MBS), does not suffer from executive over-reach. Ravalomanana owns the company, and his daughter Sara runs it. Tiko has expanded dramatically in the two years of its founder’s presidency, creating new alliances with German and American companies. It has part ownership of Phoenix, which took over the state oil company on its privatisation, and is considering starting a Tiko Petroleum company. Tiko also bought SINPA, the state agricultural corporation, and SOMACODIS, the Malagasy trading corporation, when they privatised in 2003. There was no invitation to tender in either case.

source: http://www.iss.co.za/pubs/papers/89/Paper89.htm
2. xxx ( 23/01/2005 12:02)
:?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :idea:
3. ( 24/01/2005 06:28)
ny miditra @ kiloadoaka dia mivoaka @ makarakara.
4. zandrinifijo ( 26/01/2005 21:04)
mbola tsisy azany ny pharmacie tiko :-D :-D :-D
5. xxx ( 27/01/2005 13:52)
ny sainam-pirenentsika aza mety hisy hoe tiko :-D :-P
6. xxx ( 28/01/2005 00:42)
edrey! ny TIKO TELECOM koa angamba rankizy efa manaontanona fa mitady hakatona indray ny taxi-phones ankehitrio.
7. damaopa ( 28/01/2005 02:16)
Ny mpifaninana aminy enjehina sy voarara tsy mahazo manao na inona na inona, kanefa ny TIKO kay aza toa tsy mahaloa hetra akory?
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=196945 ry zanako malalako isany ny ataon\'ny mpitondra an\'i Mada.
8. rapisoukely ( 28/01/2005 20:09)
koa maninona na rehefa matsaka rano ko isika dia eny amin\'ny magro\' sady zay efa eny akaikikaiky eny ihany aloha e.
za nahalalalala ilay tantaran\'ilay panneau publicitaire an\'i andry Rajoelina iny\' bandy kely tena te hisondrotra dia sakanana fotsiny fa hay koa saika mba hanao mitovy amin\'io koa ny zanaky ny mpitondra e
9. fatsoraly ( 29/01/2005 02:04)
andrekaky o!
mba fantatr\'i piso moa hoe fianarana inona marina no \"nataon-janany\" teto Allemagne? hahaha! raha ny filazan-drainy sy izy mianakavy aloha dia hoe \"nahavita fianarana\" teto \"hono\" izy iny e! Dia izay izany fa \"hinoy fotsiny ihany\". hahaha!
10. fatsoraly ( 31/01/2005 01:42)
xxx> voasoratrao hoe: \"It has part ownership of Phoenix, which took over the state oil company on its privatisation, and is considering starting a Tiko Petroleum company\"

saosy $$$ be io ve hamelany raha tsy ho azony? ianareo marina!

http://www.smh.com.au/news/Business/Bonds-role-in-huge-oil-find-uncertain/2005/01/24/1106415526973.html?onfiltered=true&oneclick=true
11. lo ( 01/02/2005 12:41)
fatsoraly >eny tokou wa, tena manitikitika ny maro le zvtr fa lazalazao iany e
12. fatsoraly ( 01/02/2005 22:26)
hahaha! fanazavana fotsiny no omeko anareo fa ny balako tehiriziko tsara.

misy dingana isan-tsokajiny ny fianarana eto Allemagne.

1- ny mpianatra vahiny dia tsimaintsy manao -soit cours de langue Allemande soit Studentenkolleg (karazan'ny miverina manala Bacc raha te hanao polytech) alohan'ny hidirana mianatra taona voalohany.
2- RAHA AFAKA an'ireo dia miditra Semester voalohany
3- afaka 4 taona RAHA MAHOMBY dia mahazo ny mari-pahaizana Diplom.
4- RAHA MISONGADINA SY TSARA BE ny vokatra dia mahazo miditra ho isan'ny mpikaroka (Doktorandstelle) sady maka ny mari-pahaizana doctorat.

Dia anjaranareo ny manadihady hoe iza tamin'ireo no nataony? afaka dingana iray tamin'ireo ve izy? hoy iza?




13. fatsoraly ( 01/02/2005 22:28)
oups!
au lieu de: Studentenkolleg, lire: Studienkolleg
14. xxx ( 02/02/2005 12:07)
Ary voany kosa izany Sophie an! :D
15. xxx ( 02/02/2005 22:12)
reste a savoir hoe afaka na dia ny etape voloany tamireo fotsiny aza ve alo lery? :-D :-D :-D
16. cheboman ( 10/02/2005 15:11)
fa le dadany ve kalo no tsikerana sa le zanany? sa lasa panao politika ko lery
17. ra8mbandana ( 14/02/2005 22:54)
SMM:
nous ne sommes pas des employés de Tiko…

http://www.lagazette-dgi.com/v2/pagefr.php?genre=news&rubune=politics&limitune=10&id=27091
18. naritsimba ( 18/02/2005 07:59)
-TIKO AIR(Transport aerienne)
-TIKO PETROLIUM
-MBS(RADIO sy TELE)
-MAGRO(GROSSISTE PPN)
-ALMA(Adversaire COLAS)
-HUILE TIKO
Tsy mahazo manokatra orinasa eto raha tsy manana petra-bola ao RA8.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5504