qu\'est ce qu\'une femme attend d\'1 homme
81. mishou
(
20/03/2005 19:50)
voninahitra hoe mba milay ihany aho fa mahazaka an'itony, ankoatran'izay tsisy satria ny sipa tsy tia kofy tsy mikata izany raha ny tena marina
Raha fidiny io an fa rehefa tsy fidiny moa dia atao ahoana fa tsy hoe mikata daholo ry zalahy fa le mikata aloha tena be mpitia e sady be mpifandrombaka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Raha fidiny io an fa rehefa tsy fidiny moa dia atao ahoana fa tsy hoe mikata daholo ry zalahy fa le mikata aloha tena be mpitia e sady be mpifandrombaka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
83. poupounesana
(
14/04/2005 17:18)
fa tadidio fa refa mikata koa izy d mitombo arak'izay koa ny oll mety hikoty azy! ary bandy jejo2 zany koa ane tena mpanao azy!
85. aly
(
28/04/2005 19:59)
andefaso sms par ordinateur dia gaga izy fa iza koa zany mikoty aho izany dia mihomehy irery ianao rehefa mahita azy gagagaga. andramao fa tsara dia ampio oroka mamy be avy eo ...
91. stephane197
(
05/05/2005 08:22)
tandremo fa ny vevavy mora taitra no ni lahy an! sao dia tsy araky ny bandy. Izy tena lasa lavitra ka tazomy maharitra ê !