qu\'est ce qu\'une femme attend d\'1 homme
47. poupounesana
(
03/02/2005 06:23)
io ndray zà fa itambaran'ireto! efa hoe nareo wà obsédé sexuel daolo! d mba miaiké, mba honnête pour une fois cette année eh!
48. ikaretsaka
(
03/02/2005 17:39)
le seksa ny sujet iznay fa ilay fitiavana sy obsession tsy anona loatra e,... fa mitovy le interest anareo
59. poupounesana
(
09/02/2005 17:27)
fa inn moa no nolazain'i ramaso hozy i fijo eh?
karatévava (karetsaka io han) wa mba fero kely ny vava fa mitady hiompampana
karatévava (karetsaka io han) wa mba fero kely ny vava fa mitady hiompampana
60. ikaretsaka
(
09/02/2005 19:45)
rehefa tsy tantinao ny vavako dia aza mikitikitika ahy fotsiny e..