Mitady vady fidèle be

181. dadabe ( 23/02/2005 12:49)
mumu
182. fijo ( 23/02/2005 21:15)
samia mitsiky ary e.izahay sy mumu indray ity no mpampilamina ko
183. mumu ( 24/02/2005 10:49)
dadabe tsika mi :D foana ka!
fijo tafiaraka foana tsika an! :-*
184. masera ( 24/02/2005 11:52)
tsy misy fidele zany fa mbola tsy mahita tsara de mody fidele aloha
185. fijo ( 24/02/2005 21:02)
mumu efa ny natiora no mampiaraka antsika fa dia asantsika sisa e.
masera izany an
186. mumu ( 24/02/2005 21:17)
fijo :-* (l)
187. fijo ( 24/02/2005 21:39)
mumu izany ko
188. pitchou ( 25/02/2005 18:14)
hay ve i fijo ity mahay mizara pi koa e! misy fivoarana be an!
189. nirijimka ( 28/02/2005 07:02)
sherillalove : la fidelite est un choix; fa tandremo kosa mitontona avy aminy fa raofina @ sotrokely mihitsy ny moral sy ny ati-doha ary indrindra ny fo.
ny olona fidele loatra t@ sipany na vadiny anie lasa tsy te hitia intsony raha kivy indray mandeha e!
efa hoe mba maditrà ho'aho dia reveo ny fiainana
190. dadabe ( 28/02/2005 12:51)
ahan ! zany a ! :)
191. fijo ( 28/02/2005 21:47)
pitchou za nie io e.
dadabe zany hono kle
192. dadabe ( 05/03/2005 08:27)
:( :(
193. fijo ( 08/03/2005 21:28)
inona ity mahazo
194. sherillalove ( 09/03/2005 13:38)
nirijimka: :twisted: enao oa mba hendre @ zay fa efa ray anaka.
195. fijo ( 10/03/2005 21:29)
sheerillalove avelao kosa izy hisoma kely e.
196. dadabe ( 11/03/2005 16:24)
iza indray zany efa nitoko zany le?nirijimika ve ? :lol: :lol: reveo milamina zandry ee,
197. fijo ( 14/03/2005 23:49)
io le manawain io wa tsy mety fa hialao.somao la vie de vita kabary
198. nenyh ( 14/05/2005 11:55)
[quote=ja]
Eny hoa marina ny anao!Fahafinaretana 1 mandeha ve no hamonona ny efa vita rhtr.Sao de tsy mety eee!

199. fijo ( 16/05/2005 22:38)
aleo hilamina e
200. bibioul ( 16/06/2005 07:56)
Fidel be zà hiran'i Tempo gaig io:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5376