Misehoa amin\'ny finoanao.

21. ikaretsaka ( 19/01/2005 17:11)
za aloha kristianina fa za manaja ny fomban-drazana e.. za manandro, mamadika , tsy mianantsimo loha (mpamosavy resy) sns...
Ny religion sy ny Tradition ny ahy miaraka tsara
22. sahary ( 20/01/2005 04:04)
Raha misy fiangonana milaza fa mbola ilaina ny mitandrina ny didin\'Atra,ary Jesoa no ifoteran\'ny finoana dia anisan\'izany fiangonana izany aho.
23. ikaretsaka ( 20/01/2005 05:15)
eto dia resaka fijoroana ka aoka hiseho @ izay fa tsy hiafina ao anaty XX azafady

misaotra
24. ikaretsaka ( 23/01/2005 13:39)
fisehoana sy fijoroana @ finoana ato ka iangaviana hiseho koa hoe iza ny mino fa tsy miafina ao anaty XX azafady
25. dadabe ( 24/01/2005 13:30)
resaka tsy mety ho vita izy ity ry zalahy,raha ny ahy no tianareo ho fantatradia izaho mino an\'i Jesosy Kristy,zanak\'Andriamanitra velona,tompon\'ny sabata,maty 3 andro sy telo alina tao ankibon\'ny tany,ary mbola ho avy hitsara ny velona sy ny maty
Amena!
misaotra t@nihaino ahy oo (l) (l) :D
26. dadabe ( 27/01/2005 03:16)
ary toa tsy misy mijoro @finoany intsony kle (l)
27. bebe ( 27/01/2005 03:31)
nenao oa mijery sipa fotsiny ny atao any apengonana. tadidinao tsika nifakaita tamin\'ny chorale taloha? (l)
28. fijo ( 27/01/2005 05:43)
izahay sy mandrindra dia tena mitovy.protestanta nianatra tamina sekoly kato ary tsy mino intsony.nefa kosa dia nisy zavatra azoko tamin\'ny fitaizana kristianina natao ahy.
29. ikaretsaka ( 28/01/2005 02:17)
izay.. tsy finoana ihany io fa mandeha koa ny fahiharana azy eo @ fiaraha monina..
tsy izya miondana bainoly fa izy mampanjaka izany @ mpiara belona aminy
30. dadabe ( 29/01/2005 09:14)
bebe: hehehehe de maninona raha tohizana ny fiarahanma izany heheheh
31. juluka ( 21/03/2005 08:00)
mandrindra >>

Aiza ianao fa tena mitovy fomba fijery sy fandinika isika.
Izaho dia vita izany batemy izany tam mbola kely ary tao anatin'ny finoana kristiana katolika. Nohony afaka bacc dia nahatsapa fa diso finoana kay ity zaho. Ny Malagasy kay efa nahalala an'Andriamanitra (Zanahary) izay tena natahorany tokoa. Dia lasa ary tena tafiditra amin'ny finonana maha malagasy aho zao. Izay tsy nisy nanenenana mihitsy fa tena tsara.

32. sonwin ( 21/03/2005 18:20)
.tsy mahafantatra tsara ny finoana Malagasy ianao izany!!sao dia diso finoana fanindroany aza? sa ampianariko kely ny finoana Malagasy.za raha io dia tompony fa tsy mpindrana an! Samihafa mihitsy Andriamanitra sy Zanahary izany ao amin'ny finoana maha-malagasy. Mila fandalinam-pinoana ianao ranamana raha hiroso amin finona maha-malagasy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0809