rafozana ,zaobavy, vinato vavy...

21. fijo ( 10/01/2005 23:41)
io resaka rafozambavy sy vinantovavy io dia resaka interet.aleo jerena lalina ilay izy.
ny reny matetika dia matahotra fa rehefa manambady ny zananay lahy dia variana any sy amin\'ny havam badiny.
ny vady indray matahotra sao mbola ny reniny ihany no hitantana sy ahazo tombony amin\'ny ralehilahy;dia manomboka eo ny olana.ao ilay reny mihevitra fa tsy mahay mikolokolo ny zananay ny vadin janany,ary ny vady misaina fa miditra foana amin\'ny fiainany ny rafozany.
io resaka io dia tsy fahita firy amin\'ny vinantolahy sy rafozan dahy.
izay no manaporofo fa ny vavy dia mijery ny intereany foana amin ny zavatra rehetra.
22. maditra ( 11/01/2005 02:05)
tratra indray ny vhv lele!
23. ikaretsaka ( 11/01/2005 05:36)
marina dia marina io tenin\'i fijo io
24. fijo ( 11/01/2005 05:37)
ny vavy no fototry ny disadisa amin\'ny fiainan.tsy fankahalana io ry sipa manja isany fa zavamisy.raha tafahaona ny bandy roa ,matetika tavoahangy mijoro dia lasa ny revy sy ny finamanana.fa ny sipa roa tafahaona,avy dia ny fijerena bika sy haingo no lasa aloha ary manomboka eo ilay hoe \"iza koa no .... noho ity\"
25. mumu ( 11/01/2005 08:38)
ka resaka vevavy le izy e? rafozana vavy sy vinanto vavy.
ary ny lehilahy resatoaka fona zany :wink:
26. dezy ( 11/01/2005 13:17)
mumu> tsy aleo ve mitaoka de mifaly to zay mifampijery ny eny ankoditra de miady??? asa klou fa samy manana ny mafaly azy eee
27. fijo ( 11/01/2005 22:55)
mumu sy ny sipa hafa.valio tokoa hoe io voalazan\'i dezy io
28. yonikafopl ( 11/01/2005 23:26)
za tsy manda ny tenin\'i fijo sy dezy , fa zava misy izany. Fa tsy za kosa kalou no hanao izany e!!! ny ahy rehefa namana na in fitafiny na ahoana bikany dia namako foana , rehefa tsy mihatsara velatsihy fa mahitsy, ary ny ahy raha tsara de lazaiko izany hatsarany izany, ary tsy misy ratsy amiko fa samy tsara @ nanaovan\'Atra azy avy ny olona.
29. ikaretsaka ( 12/01/2005 05:44)
fa marina aloha ilay tenin\'i fijo hoe ny vehivavy dia mijery ny interet any foaha @ io raharaha io (na ilay rafozana io na ilay vinanto vavy)
tsy hay na fitiavantena ilay izy na inona satria dia lasa @ ilay hoe me myself and my son le izy!
30. fijo ( 12/01/2005 22:21)
le izy dia izao,ny vehivavy no mampita ny kolontsaina,na firenena io na fianakaviana.ka samy manana ny kolontsainy tiany hitoy ry zareo dia izay no mampiady lava azy.ilay interet moa izany dia ao anatinio koa
31. srak ( 28/07/2014 09:35)
za zany @zao mahita zany olana entre rafozana sy vinanto zany.nena ndray nefa zaobavy no manana olana @ko satri ny renin'le bandy efa maty.d ny toetrako sy ny firesako no kianiny d asainy ovaina fa tstiny ono.d @le anadahiny miarak @ko izy no miteny d za no otran oe eritreretinlay lelah miarak @ko oe tena tsmety no ataoko nef leizy tena tsapako oe toetran'ny zaobavy fotsny zao.d mbola manotany tena aho oe hiova toetra otrn aona zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3726